Auteur/autrice : Adnews

Madagasikara : manana paikady hampiroboroboana ny indostria

Miendrika roa lehibe ny fampiroboroboana ny indostria eto Madagasikara. Paika­dy voalohany ny fampirisihana ireo mpampiasa vola sy ireo mpamatsy vola hanampy eo amin’ireo orinasa sy indostria goavana eto Madagasi­kara (fomba fijery lavitra ezaka). Fanohanana ny indostria mi­ainga eny ifotony sy manakaiky vahoaka, amin’ny alalan’ny tetikasa taninketsa indostrialy (fomba fijery fohy […]

Startimes-Banky SGM: Kojakoja mandeha amin’ ny herin’ny masoandro

Natao sonia omaly, ny fiaraha-miombon’antoka eo amin’ ny orinasa Startimes sy ny banky Société générale Madagasikara (SGM). Misy ny tolotra avy amin’ny Startimes, manamora ny ahazoan’ny mpanjifa fitambarana kojakoja samihafa (kits solaires Startimes), mandeha amin’ny herin’ny masoandro. Antony, vahaolana aroso ho an’ny mpanjifa manoloana ny delestazy sy ireo monina any […]

Fanamafisana ny fiofanana : hajoro ny akademian’ny ladoany sy ny sekolin’ny Etamazaoro

Natao sonia omaly, ny fifanarahana fiaraha-miasa eo amin’ny ladoany malagasy sy ny minisiteran’ny Fiarovam-pirenena. Hatsangana ny toeram-piofanana Akademian’ny ladoany sy ny Sekolin’ny Etamazaoron’ny Tafika. Hitondra fiovana lehibe ny tontolon’ny fanofanana amin’ny haban-tseranana sy ny Tafika. Nilaza ny tale jeneralin’ny ladoany, Lainkana Zafivano­na, fa any Toamasina, izay tany nampiasain’ny minisiteran’ny Fiarovam-pirenena […]

Fiompiana : azo sorohina ny aretina cysticercose

Nifarana omaly, ny tetikasa nahafahana nijery sy nanara-maso ny aretina cysticercose na voavary sy ny kankana (ténia) mpahazo ny biby. Mifindra amin’ny olombelona izany ka miteraka aretina ho azy, hany ka mahatonga vesatra eny anivon’ny fiarahamonina sy ny fiompiana eto Madagasikara. Ankehitriny, fantatra ny paikady hisorohana ity areti-mandoza ity, taorian’ny fikarohana […]

Axian-Telma : nohavaozina ny EPP Garbit Antsirabe

Notokanana ny 8 desambra teo, ny fanavaozana ny sekoly EPP ao amin’ny Araben’ny fahaleovantena Garbit, Antsirabe. Tanteraka izany vokatry ny fiaraha-miasan’ny Vondrona orinasa Axian sy ny Telma. Nahafahana nanao azy ny fandaharanasa ho an’ny orinasa Sekoly Telma, ny M’Hetsika MVola ary ny Madio Toa, novolavolain’ny Fondation Axian, vatsian’ny Telma ara-bola. […]