Lasa toerana fivezivezen’ny kazarana zava-mahadomelina mahery vaika isan-karazany ny ao Toamasina. Tsy vitan’izany fa ireo tanora miandahy miambavy no tena manjifa izany sady tsy mifidy taona. Nanao hetsika manokana ny teo anivon’ny polisin’ny Fip ao Toamasina tarihin’ny kaomisera Rafaliarivo Jules. Taorian’ny angom-baovao rehetra nataon’ny polisy no nahafantarana fa misy mivarotra […]
Auteur/autrice : Adnews
Nikasa hanafika tobin’ny zandary: mpaka an-keriny roa lahy maty voatifitra
Jiolahy roa lahy malaza ratsy amin’ny fakana an-keriny maty voatifitry ny zandary tao Sahalemaka, distrikan’Ambohidratrimo, afakomaly. Nandrasam-potsiny ! Namoy ny ainy ireo jiolahy roa lahy nanaovan’ny mpitandro filaminana fanadihadiana lalina tao amin’ny tanànan’i Tsarahonenana, kaominina ambanivohitra Avaratsena Sahalemaka, ny alin’ny alakamisy 07 desambra teo. Naharay angom-baovao ny mpitandro filaminana fa mihaodihaody […]
09 desambra 2023
Tir en l’air du 09 décembre 2023
Trail – KVAA 7e édition: Jean Claude remet son titre en jeu
C’est parti! 236 trailers prendront le départ de la 7e édition du trail de Kilomètre vertical d’Angavobe Angavokely (KVAA), ce jour. Il s’agit d’une course à pied dans le massif d’Angavokely, près de Carion, distant de 15 kilomètres pour 1.000 m de dénivelé positif. A cette occasion, Jean Claude de […]




