Auteur/autrice : Adnews
AMBARAO – Alliance 92 – Mbolatiana Raveloarimisa (Nifin’Akanga) vf
AMBARAO – Alliance 92 – Raveloarimisa Mbolatiana (Nifin’Akanga) vm
MINISITERAN’Ny fiarovampirenena : nahazo tohana avy amin’ny sehatra tsy miankina
Nahazo fanomezana avy amin’ny fikambanana tsy miankina iray mikirakira ny tontolon’ny informatika, Malagasy Fanantenana Teknolojia (MFT.MG), ny minisiteran’ny Fiarovam-pirenena (MDN). Anisan’ireo nisitraka ny fitaovana informatika ny akany fitaizana ireo zaza kambotin’ny Tafika eny Antsahasoa Pagode. Nahazo ny anjarany koa ny ivontoeram-pampianarana tenim-pirenena. Tsy diso anjara ny ivontoerana miandraikitra ny fiahiana ara-pahasalamana. Manampy amin’ny fanatanterahana ireo fanamby apetraka […]
Rafanomezantsoa Jean Nirina : « Ilaina ny famoronana asa eto Madagasikara »
Tafiditra ao anatin’ny vinan’ny filoha Rajoelina ny famoronana asa eto Madagasikara. Mifanome tanana amin’ny fiahiana ny sosialim-bahoaka ny Globo Madagascar «Vina napetraky ny filoham-pirenena Andry Rajoelina ny fiahiana ny sosialim-bahoaka. Ny olana misy ny asa fa lasa mifidy asa ny ankamaroan’ny olona. Nanangana ny Globo Madagascar izahay ho fanampianay ny […]




