Naratra voatifitra sy voadaroka ny lehilahy roa teny Itaosy, afakomaly alina. Valo lahy misaron-tava nanafika tsenakely. Voaroba ny vola 1 000 000 Ar sy finday dimy. Notafihan’ny jiolahy miisa valo, misaron-tava sy mirongo fitaovam-piadiana, ny tsena iray etsy Antsahakely, fokontany Marobiby, kaominina Ambanivohitra Fiombonana, afakomaly alina tokony ho tamin’ny 12 […]
Auteur/autrice : Adnews
GOGUETTE 10 06 2025
Rugby – “XXL Top 12”: Hifampitana ny Uscar sy ny FTM
Madiva hifarana ny fifanintsanana hiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja rugby, na “XXL Top 12”. Miditra eo amin’ny andro faha-10 ny lalao ny alahady ho avy izao, eny amin’ny Kianja Makis Andohatapenaka. Anisan’ny lalao goavana ny fifanandrinan’ny Uscar sy ny FTM Manjakaray. Samy nahazo fandresena 6 sy faharesena 3 avy […]
Mahajanga-CRRA : Hananganana fomba fiasa manara-penitra
Tanterahina any Mahajanga, hatramin’ny zoma, ny atrikasa fananganana fitsipika sy fomba fiasa manaraka ny fenitra eo anivon’ny foibe fiantsoana CRRA. Fantatra fa natsangana eo anivon’ny minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka ny Fitaleavan’ny foibe fanampiana ara-pitsaboana vonjy taitra (DCamum), tafiditra ao anatin’ny fampandrosoana ny rafitra fikarakarana ara-pahasalamana mialoha ny fidirana hopitaly eto Madagasikara. Mandray […]
Indray mijery
Efa misandrahaka ny oniversitem-paritra, toy ny any Sava, Mandritsara, Antsohihy, Menabe, Anosy, Ampanihy, Antsirabe, Itasy… Efa miasa sy mandray mpianatra avokoa izy ireny. Centre regional no nisy tany am-piandohana. Rehefa nitombo ny isan’ny mpianatra dia navadika ho lasa oniversite mahaleo tena tanteraka. Momba ny fanadinana bakalorea, ao anatin’ny fanomanana tanteraka […]




