Auteur/autrice : Adnews

Handball – Afrika 2026: Hivondrona amin’ity herinandro ity ny Akio

Afaka andro vitsy sisa dia hanomboka ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika “Can 2026”, taranja handball, ho an’ny sokajy “Cadets” sy “Juniors”, lehilahy, izay hatao ao Abidjan. Ny volana septambra ho avy izao no hanatanterahina izany. Anisan’ireo mandray anjara amin’izany ny ekipa nasionaly malagasy Akio. Raha tsy misy ny fiovana, […]

Volley-ball – « Mada D2 »: Horaisin’ny ligin’ Analamanga

Tsy misy fialantsasatra fa mitohy avy hatrany ny fandaharam-potoana ho an’ny Federasiona malagasin’ny volley-ball (FMVB). Taorian’ny fandraisana ny “Championnat des Nations U18), hiditra amin’ny fifaninanam-pirenena dia ny amboaran’i Madagasikara D2, lahy sy vavy, indray ry zareo. Hotanterahina ny 4 ka hatramin’ny 12 septambra ho avy izao izany, ka hampiantrano ny […]

SOMBIM-BAOVAO

Voafidy indray hitantana ny Federasiona malagasin’ny FMHMC, izay ivondronan’ny taranja Haltéro­philie sy ny fitaizana ara-batana “Musculation” ary ny “culturisme” Randriamanarivo Harinelina Jean Alex. Fifidianana izay natao tetsy Ivandry, afakomaly. Nahazo vato fito tamin’ireo ligy fito ny tenany. Nanolotra tohana toy ny vary sy vola ho an’ireo ekipa nandray anjara tamin’ny […]

Amboaran’ny Kaonfederasiona: Hatao atsy Maurice ny lalaon’ny FC Rouge sy ny Red Arrows FC

Raha ny vaovao voaray, nisafidy ny Nosy iray aty amin’ny ranomasimbe Indianina ny FC Rouge amin’ny fiatrehana ny fifanintsanana hiadiana ny amboaran’ny Kaonfederasiona. Lalao hikatrohany amin’ny Red Arrows Football Club Zambie. Fantatra, araka ny fampitam-baovao avy amin’ny FC Rouge, omaly, fa ho­tanterahina atsy amin’ny Nosy Maurice ny lalao hikatrohan’ity ekipa […]

Vondron’ny mpampianatry ny oniversite : Mikaondoha ho an’ny voka-pikarohana

Mitohy hatramin’ny anio, ao amin’ny KSLMD Andrainjato, Fianaran­tsoa, ny fihaonambe isan-taona tanterahin’ireo vondron’ny mpampianatra raikitra sy mpampianatry ny oniversite manerana an’i Mada­gasikara (CPTPUM). «Ny fiaraha-miasa eo amin’ireo sehatra marolafy sy ny fahitsiana ara-tsiansa ho an’ny siansa sy ny fampandrosoana maharitra ary mampiaty ny rehetra». Io ny lohahevitra iaraha-midinika ao anatin’ny […]