Auteur/autrice : Adnews

Des signes rassurants

En vue du premier tour de la présidentielle à Madagascar, le 16 novembre, le pays accueille actuellement des observateurs de la Communauté de développement de l’Afrique australe (Sadc), du Common Market for Eastern and Southern Africa (Comesa), de l’Union européenne, de l’Union africaine et de la Francophonie. Cette présence souligne […]

Kaompania Flydubaï : fanokafana zotra mankany Moyen Orient

Vinavinan’ny fanjakana ny hisarihana mpizahatany miisa 1 000 000 ato anatin’ny dimy taona, izany hoe, amin’ny taona 2028. Tafiditra ao anatin’ny paikadin’ny minisiteran’ny Fitaterana sy ny famantarana ny toetr’andro izany tanjona izany. Izay no nahatonga ny fihaonana tamin’ny tomponandraikitry ny kaompania ana ha­bakabaka avy any Dubai, Fly­dubaï, tamin’ny alalan’ny orinasa Ravinala Airport. Anisan’ny faritra […]

VAOVAO TAMBATRA

Hiverina tsy ho ela ny zotra an-dalamby « train express », mampitohy an’i Fianarantsoa sy Manakara (FCE). Efa vita avokoa ny asa fanarenana sy fanamafisana ny lalamby any Tanakidy, taorian’ny lozam-pifamoivozana tany Tanakidy Voromailala, ny 20 septambra 2023 teo. Efa niverina ny zotra « train mixte » hatreo Sahasinaka, nanomboka ny 1 oktobra. Mikatona […]