Tanora mpanakanto, mpihira vao misondrotra, i Erinia, avy any amin’ny faritra Sofia ary monina atsy La Réunion. Na izany aza, efa tena milomano ao amin’ny tontolon’ny mozika. Nambarany fa efa hatry ny fony kely izy no tia nihira sy nandihy. «Efa mpandihy an’i Chila aho, ao anaty horonantsary an-kira telo. […]
Auteur/autrice : Adnews
Tetitasa Access : nanolotra fitaovana mitentina 507 tapitrisa Ar
Mitentina 111 500 dolara (507 tapitrisa Ar) ny fampitaovana avy amin’ny USAID, ho an’ny minisiteran’ny Fahasalam-bahoaka. Solosaina avolenta sy teknolojia fampitana torohay manara-penitra no natolotra tamin’izany. “Ireo fitaovana ireo dia hanatsara ny fahavononan’ny minisitera hiatrika ny olan’ny fahasalamam-bahoaka sy hanatsara ny kalitaon’ny tolotra ara-pahasalamana ho an’ny vahoaka malagasy”, hoy i […]
SOMBIM-BAOVAO
Taorian’ny kianja Rabemananjara Boeny, nasiana fanamboarana sy fanatsarana indray izao ny kianjan’Ampasambazaha Fianarantsoa. Nanomboka ny talata lasa teo ny asa tany an-toerana. Raha ny vaovao voaray, hisy ny fanoloana ny bozaka “synthétique” ary ho ravahana loko ny manodidina. Ratsimbazafy Manda Hasina na Bota, Malagasy mpiandry harato, baolina kitra, nifindra any […]
(FMF) : hatao anio ny famindram-pahefan’ny filoha
Araka ny fampitam-baovao, hotanterahina anio alakamisy 19 oktobra, etsy amin’ny efitrano malalaky ny kianja Barea Mahamasina, ny famindram-pahefana eo amin’ny filoha vaovaon’ny federasiona malagasin’ny baolina kitra (FMF), Randriamanampisoa Alfred, sy ny teo aloha, Andrianiony Victorien. Araka ny lalàna, tsy maintsy niandry 2 andro taorian’ny fahavitan’ny fifidianana, ny vaomiera manokana misahana […]
Rugby Federal 2 : hifandona Anjanahary sy Amboditsiry
Hafana indray ny lalao rugby “Federal 2” izay hatao etsy Andohatapenaka, amin’ny alahady ho avy izao. Hanokatra ny fihaonana amin’izany, ny fihaonan’ny FTA Anjanahary sy ny 3F5 Amboditsiry. Tsiahivina fa ny ekipan’ny 3F5, efa nahazo fandresena nanoloana ny FTAM Mandrangobato, tamin’ny isa tery, 26 no ho 23, ny alahady 1 […]




