Auteur/autrice : Adnews

Hetsi-bahoaka: nifamono ny samy sivily

Nifandatsa-dra ny samy sivily tetsy Andavamamba, omaly. Andaniny ny mpanohana ny kandidà 11, ankilany ny mpomba ny kandida n°3. Nisy ny vaky loha sy potika fananana. Nifandona indray, ny mpanao diabe, tarihin’ny kandidà 11 sy ny mpanao fampielazan-kevitry ny kandidà laharana fahatelo, teny Andavamamba, omaly atoandro. Fifampihantsiana sy fifandranitana no tena nahatonga […]