Tontosaina mandritra ity herinandro ity, ao Toamasina renivohitra, ny fifaninana « Nofy Maitso », andiany faharoa. Hetsika ara-javakanto maro samihafa no ho hita manditra ny hetsika. Anisan’ izany ny fifaninanana “Slam Poèsie” sy ny fampisehoana ataon’ny mpahay kanto, mpihira, malaza avy amin’iny faritra iny. “Andao hiaraka hanonofy, andao hiaraka hanatanteraka”, hoy ny teny manentana […]
Auteur/autrice : Adnews
Hasin’ny zavakanto : mila fitaizana ny Malagasy
Lanja aman-kasin’ny zavakanto sy ny kolontsaina. Miaina izany ny Malagasy. Zavakanto, ohatra, ny hira. Nomeny hasina fatratra ka notsinjarainy sy nosokajiany araka ny nampiasany azy. Ao ny antsa, kalo, rary, sns. Tsy nisy sahy nanimba azy ireny. Efa fanomezan-kasina goavana be izany. Varotra fampirantiana hosodoko, zara raha mahalafo tabilao iray […]
Halevina anio : namela mamy ny Pasitera Rahaga
Tsy misy tsy mahay ny hirany. Anisan’ireo nitondra aim-baovao ho an’ny fitoriana ny Filazantsara an-kira teto Madagasikara ny pasitera Andriamiadanarivo Rahagalahy, fantatry ny maro amin’ny hoe Pasitera Rahaga. Araka ny efa notaterina teto, nodimandry ny alatsinainy, teo amin’ny faha-68 taonany ity mpitandrina sady mpamoron-kira no mpihira ity. Efa fotoana elaela no re […]
Fikambanana Mamré : masera manokan-tena ho an’ny Tompo eo anivon’ny FJKM
Toy ny amin’ny fiangonana katolika, manana masera ihany koa ny Fiangonan’i Jesoa Kristy eto Madagasikara (FJKM). Fikambanan’ireo vehivavy masera mivelona amin’ny fiainam-bavaka sy manokan-tena ho an’ny Tompo no antsoina hoe Mamré. Mbola vitsy ireo mahafantatra azy ireo manerana ny Nosy, indrindra ny any ambanivohitra, raha ny fanadihadiana natao. Mahafantatra ny fisian’izy ireo kosa ny olona […]
FANTINA sy FINTINA
Namoaka fanambarana ny governemanta ifandrombonana, omaly, ho setrin’ny an’ireo masoivoho vahiny. Hany vahaolana tokana manoloana ny toe-javamisy ankehitriny, ny fifidianana. Miantso ny olom-pirenena tsy ankanavaka ny fitondram-panjakana mba hifanome tanana amin’ny famitana izany. Tsy mbola niala amin’ny kandidà 11 ny kandidà, Ratsirahonana Lalaina, araka ny nambarany, omaly. “Diso izany vaovao […]




