Miara-miasa amin’i Madagasikara hatrany ny governemanta amerikanina amin’ny fampandrosoana ny tontolo ambanivohitra. Hatramin’ny taona 2018, tokantrano sy orinasa 90 000 nisitraka herinaratra avy amin’ny Power Africa, tamin’ny alalan’ny 2,2 tapitrisa dolara ho fanohanana ireo mpamokatra angovo eto amin’ny firenena. Tamin’ity taona ity, tokantrano 1 500, ao amin’ny kaominina Tsarazaza sy Fandriana indray […]
Auteur/autrice : Adnews
Fihariana bitro: mampidi-bola sy mahavelona tsara
Mbola vitsy mpanao saingy mahavelona ny fihariana sy fiompiana bitro. Mampidi-bola haingana izy ary mora karakaraina. Seha-pihariana anisan’ny mbola malalaka sy azo hitadiavam-bola tsara ny fiompiana bitro. Mbola vitsy ny manao azy eto amintsika raha miroborobo fatratra izany any ivelany. Mora karakaraina ny bitro na eo amin’ny fiompiana na ny […]
VAOVAO TAMBATRA
Mitentina 652 tapitrisa Ar ny famatsiam-bola nataon’ny tetikasa Fihariana hatramin’ny taona 2019. Entina hanohanana ireo mpandraharaha misehatra amin’ny famokarana savony, sy ny vokatra fikarakarana tarehy ary ny “huiles essentielles” maro isan-karazany izany. Hiara-hisalahy ho an’ny paikady hoentina mandritra ny efa-taona ho an’ny faritra atsimon’ny Nosy ny ONG Welthungerhilfe (WHH) sy […]
Maxitombola SMMEC: nahatratra 12 000 ny mpandray anjara
Nankalazain’ny Orinasa malagasy fitahirizam-bola iombonana sy findramam-bola, ny 14 oktobra teo, teny amin’ny kianja Coliseum Antsonjombe, ny Andro maneran-tany ho an’ny tahiry. Lohahevitra noraisina « Ny tahiry no antoky ny hoavy », « Ny tahiry tsara tantana, hoavy milamina ». Natao nandritra ity fotoana teny Antsonjombe ity koa ny fisarihana […]
Angovo azo havaozina: herinaratra 50 Mw vaovao isaky ny distrika 46
Manohana an’i Madagasikara amin’ny famatsiana herinaratra ny Banky iraisam-pirenena. Tanjona ny hisitrahan’ny 70% amin’ny tokantrano malagasy izany hatramin’ny taona 2030. Mitentina 400 tapitrisa dolara ny famatsiam-bolan’ny Banky iraisam-pirenena hananganana foibe mpamokatra herinaratra avy amin’ny masoandro eto Madagasikara. Miisa 46 ny foibe hatsangana any amin’ny distrika 46, samy hamokatra 50 Mw […]




