Nanomboka ny propagandiny tao Ambositra, tanindrazany, ny kandidà Raderanirina Sendrison, ny faran’ny herinandro teo. Naka tsodrano amin’ireo any an-tanàna ny tenany sady nanangana ny Tsangambato , efa niondrika tao anatin’ny 35 taona any an-toerana. Nanolotra omby mazavaloha ho nofon-kena mitam-pihavanana izy. Manamafy ny Holafitry ny mpanao gazety (OJM) fa manameloka […]
Auteur/autrice : Adnews
Filohan’ny Ceni : “Vonona hatrany amin’ny fifidianana izahay”
Vonona hatrany ny Ceni, na hatao amin’ny 9 novambra na amin’ny 16 novambra ny fifidianana, araka ny nambaran’ny filohany, Andrianarisedo Dama Arsène, teny Alarobia, omaly. Nohazavainy fa araka ny fanapahan’ny HCC, mihemotra amin’ny 16 novambra ny fihodinana voalohany amin’ny fifidianana. “Tsy manana fahefana hanemotra fifidianana ny Ceni, fa ny manolotra […]
Kilalaom-bazaha Hatraiza marina ny fahaleovantenan’i Madagasikara? Hatraiza ny tanjaky Ramalagasy hanohitra ny fidiran’ny fianakaviam-be iraisam-pirenena amin’ity raharaha politika anatin’ny firenena ity? Rehefa tsy nahomby tamin’ny andiany voalohany, nivadika ho ny FFKM, izao manao rodobe indray izy mianakavy amin’ny fanambarana. Milaza izy ireo fa tokony hirosoana ny fifampiresahana ka ny vahiny […]
Fianakaviambe iraisam-pirenena : “Zava-dehibe ny Lalàmpanorenana”
Namoaka fanambarana ny fianakaviambe iraisam-pirenena, omaly. Nohamafisin’ izy ireo ny maha zava-dehibe ny fanajana ny Lalàmpanorenana sy ny fifanatonan’ny ankolafy rehetra. Nambaran’izy ireo tamin’izany ny ahiahiny amin’ny fivoaran’ny tontolo politika ifandroritana eto amintsika. Nanterin’ireto avy amin’ny iraisam-pirenena ireto ny maha zava-dehibe ny fanajana ny Lalàmpanorenana sy ny fahalalahana maneho hevitra ary […]
Ampanotokana-Ambohidratrimo : roa lahy niara-maty navadiky ny lakana
Navidiky ny lakana nentiny ka niara-namoy ny ainy ny roa lahy naka vilona tao Ampanotokana, distrikan’Ambohidratrimo, ny sabotsy 14 oktobra lasa teo. Nanao ny asa fanaony toy ny mahazatra ireo roa lahy. Naka vilona izy ireo ka natao tao anaty gony izany. Niakatra teo ambony lakana nitondra ireo sakafom-biby ireo, […]




