Dama sy Erick Manana, any La Réunion. Taorian’ny seho roa ho fiverenana tetsy amin’ny CCEsca Antanimena, fantatra fa hanomboka ny fitetezam-pirenena indray i Dama sy Erick Manana. Atsy amin’ny Nosy La Réunion izy mirahalahy ny sabotsy 21 oktobra izao, hitondra indray ny “Feo roa, gitara roa”. Tetikasa efa an-taonany maro […]
Auteur/autrice : Adnews
“Izany dia tsy hay?”: nizara hafatra mafonja Raboussa
Omaly maraina, taitra avokoa ireo mpanaraka ny pejin-dRaboussa. “Hikôzy aho satria tsy moana. Manome fotoana anareo aho rahariva amin’ny 3 ora sy sasany eto amin’ny pejin’ny Raboussa Tarika. Aleo mba hiteny koa aho”, hoy izy sady toa nisefosefo sy aviavy raha ny fahitan’ny rehetra azy… Liana be, samy naminavina sy […]
Nankelezina ny fanabeazana !
Taona 1960, nampidirina tao anatin’ny fanjanahantany amin’ny endriny vaovao ny ankamaroan’ny firenena voazanaka. Amin’ny ankapobeny, ny mpanjanaka ihany no tao ambadik’ireo mpitondra napetrany. Nanao randra-mitarika an-taona maro ity vanim-potoana ity, satria, hain’ny mpanjanaka ny tsiambaratelon’ilay firenena zanahiny. Fantany tsara fa firenena manan-karem-be ka tsy tokony havotsotra. Firenena manana mpitondra adalam-bola […]
Fampirantiana Haikanto : hanandratra ny kolontsaina malagasy ny rantin-dRaharimanana Jean Luc
Fantsona iray ahafahana mitondra fanabeazana sy fanentanana ary fampahatongavan-tsaina ny haikanto. Izany indrindra no nanosika ity mpahay kanto ity hanao izao fampirantiana izao, ho fanandratana ny kolontsaina sy ny maha izy ny Malagasy. Ho tanterahina eny amin’ ny Musée de la Photographie Anjohy, ny 21 oktobra 2023 hatramin’ny 31 desambra […]
Olana goavana : mahatratra 70 % ny tanora tsy an’asa eto Madagasikara
Olana goavana eto Madagasikara ny tsy fananana asa. Mihatra amin’ny tanora sy miteraka fahantrana ankapobeny eto amin’ ny firenena, izay nisy 72,5 % tamin’ny 2012 ary 10 taona aty aoriana, ny 2022 , nitombo ny fahantrana, nahatratra 81 %. Araka ny fanadihadiana natao, mitombo hatrany ny tsy fananana asa eto […]




