Auteur/autrice : Adnews

TSELATRA

Manao antso avo ho an’ny mpiasa rehetra, na mpiasam-panjakana na mpiasan’ny orinasa tsy miankina, hanatevin-daharana ny tolona atao anio ireo kandidà 11. Mila sahy mijoro ny rehetra, hoy ny solontenan’izy ireo, nandritra ny hetsika nataon’izy ireo niainga teny Ambodimita ka nifarana teo Ambodivonkely-Ambohimanarina, omaly. Vonona hiatrika fifidianana izy ireo saingy […]

Nolerana zava-maranitra : lehilahy “transitaire” hita faty tao an-tranony

Lehilahy iray mipetra-drery hita faty tao an-tranony tao Besakoa, Toliara, omaly maraina. Novonoin’ny olon-tsy fantatra tamin’ny zava-maranitra izy. Namoy ny ainy tao an-trano fonenany ny lehilahy iray misehatra amin’ny orinasa mpampita entana iray na “transitaire”, tao amin’ny fokotany Besakoa, Toliara, omaly maraina. Naha­ray fampahafantarana ny zandarimaria avy eo anivon’ny sampana […]