Nisokatra omaly ny fampirantiana ny « Spectrum », eny amin’ny Is’Art Galérie Ampasanimalo. Rantin-tsarin’i Aina Zo Raberanto, mpaka saripika, no hita eny an-toerana, hatramin’ny 9 novambra 2023. Zava-misy eo amin’ny fiainana andavanandron’ny olona no nangalian’ity mpaka sary ity ary nasehony tamin’ny fomba kanto. Saripika 25 isa no arantin’i Aina Zo Raberanto, eny […]
Auteur/autrice : Adnews
Hira evanjelika: manohy ny lalany i Zook Davids
Fitetezam-paritra lehibe maro no vitan’ny tarika Zook Davids, nandritra iny fialantsasatra lehibe farany teo iny… Tohizan-dry zareo izany na efa ao anatin’ny fotoam-pianarana aza ny mpianatra, satria, manampy amin’ny tontolon’ny fanabeazana. Ny alahady 15 oktobra izao, manomboka amin’ny 2 ora sy sasany, ao amin’ny Cité Akany Sambatra eny Itaosy. Hanatanteraka […]
Latsaka an’elanelany: very fitaratra ny tontolon’ny hira malagasy
Kanto nahitana fiovana lehibe ny hira malagasy. Amin’ny ankapobeny, nanaraka vanim-potoana izany. Ny nalaza omaly, tsy heno ny ampitso. Ny fantatra androany, lefy rahampitso. Taloha… Taloha… Taloha…! Mankalilo ny sofina sasany ny mihaino izany ankehitriny. Saingy, tsy maintsy voateny ihany amin’ny lafin-javatra sasany. Very fitaratra ny hira malagasy. Famerimberin’ireo mpanakanto […]
VAOVAO TAMBATRA
Amidy eny amin’ny mpivarotra ny vary makalioka amin’ny vidiny 800Ar sy ny vary nafarana 750 Ar ny kapoaka. Nanaraka ny fiaingan’ny vary teny amin’ny trano fanatobian’entan’ny orinasa SPM eny Ambohimanambola, omaly, ny minisiteran’ny Varotra sy ny fanjifana. Ho hita amina fokontany maromaro eto an-drenivohitra sy ny manodidina ireo vary ireo. […]
Minae sy FAO : 85 tapitrisa dolara hampandrosoana ny famokarana
Natao sonia ny 11 oktobra teo ny fifanarahana eo amin’ny minisiteran’ny Fambolena sy ny fiompiana (Minae), sy ny Fikambanana iraisam-pirenena misahana ny sakafo (FAO). Tafiditra ao anatin’ny Fandaharanasa lasitra isaky ny firenena (CCP), ho an’ny taona 2022-2025, hanatrarana ny Tanjona ho an’ny fampandrosoana maharitra (ODD), napetraky ny ONU ity fifanarahana […]




