Hanatsara ny teknikam-pamokarana ao amin’ny faritra Boeny, io no fanamby apetraky ny Hetsika mpisehatra ara-toekarena ao Mahajanga andiany voalohany, “salon des acteurs économiques de Mahajanga (SAEM)”, izay hotanterahina ny 26 okotobra izao. Hetsika atao mandritra ny efatr’andro hampihaonana ny tolotra sy ny tinady, hitsinjovana ny mpamboly sy ny mpitrandraka ny […]
Auteur/autrice : Adnews
Barazy Bevava: hahazoam-bokatra 3 400 t isan-taona
Vita 100% ny fotodrafitrasa fanitarana ny tohodrano Bevava ao amin’ny kaominina Mitanty sy Ampasimanjeva, distrika Manakara, faritra Fitovinany. Hanondraka velarantany hatramin’ny 340ha ny lemaka raha toa ka 110ha izany teo aloha. Hisitraka mivantana izao fotodrafitrasa izao ireo tokantrano 483 miaraka amin’ireo fikambanana mpampiasa rano “AUE” Mendrika. Hanampy sy hampivoatra ny […]
Paositra malagasy: tafapetraka ny «digital center»
Ivontoerana atao hampiroboroboana ny fandraharahana sy ny niomerika ny “digital center” eny anivon’ny paositra malagasy. Hisokatra ho an’ny rehetra izany ary natao hampivelarana ny seha-piharian’ny tsirairay. Notokanana teny amin’ny biraon’ny paositra malagasy etsy Antaninarenina ny “digital center”. Ivontoerana misahana ny niomerika fa indrindra ny fampiroboroboana ny tontolon’ny fandraharahana. Fotodrafitrasa ahafahana […]
VAOVAO TAMBATRA
Mora ny vidin’ny legioma izao satria fotoana fanaovana ny voly avotra izay fambolena legioma, tena fidiram-bolan’ny tantsaha. Manodidina ny 2 000 Ar ny kilaon’ny voatabia sy ny tongolobe eny amin’ny tsenan’Andravoahangy. Somary lafo kosa ny karaoty, izay 1 500 Ar ny kg, raha 800 Ar rehefa amin’ny fotoana maha vokatra […]
Jirama: vitaina amin’ity oktobra ity ny fampidiran-jiro
Mampandre ny mpanjifa voakasika ny Jirama fa misy ny toromarika hentitra avy amin’ny minisiteran’ny Angovo sy ny akoranafo. Voakasik’ izany ny fanatanterahana ny fangatahan’ny mpanjifa rehetra efa nahaloa ny sarany rehetra, amin’ny fampidiran-jiro tsy vita sy ny fanoloana ny kaontera manana olana ara-teknika, ilay antsoina hoe «Compteur Ibanor». Voakasik’izany avokoa […]




