Hiditra anatin’ny propagandy ofisialy i Madagasikara, araka ny fanambaran’ny misionera amerikanina, omaly. “Manentana ny governemanta sy ireo kandidà i Etazonia mba hanao ny ezaka hanohanana ny fifidianana malalaka sy madio ary koa ny zotram-pifidianana eken’ny rehetra sady atokisan’ny mpifidy”, hoy izy ireo. Nametraka taratasy fampahafantarana eny amin’ny HCC ny tsy […]
Auteur/autrice : Adnews
Fanelanelana iraisam-pirenena : mitaky fitoniana ny eo anivon’ny Sadc
Nandray ireo Vondron’ny kandidà 11 tetsy Ankorondrano, omaly, ny masoivohon’i Afrika Atsimo, Sisa Ngombane, sady solontenan’ny Sadc eto amintsika. Niantso fitoniana ny tenany tamin’izao fihaonana izao, manoloana ny hetsika eto an-drenivohitra efa ho herinandro izao. Nambarany koa fa ho avy eto mialoha ny fifidianana ny eo anivon’ny Sadc ka hametraka […]
Mitondra ny lohany
Mandeha ny fifidianana ! Izay aloha ny zotra arahin’ny raharaha politika eto amin’ny firenena. Misokatra amin’ny fomba ofisialy anio rahateo ny fampielezan-kevitra manerana ny Nosy. Manamafy ny mikasika izay rahateo ny fianakaviambe iraisam-pirenena. Miezaka ny mitady fitoniana sy filaminana ary fanehoan-kevitra malalaka ny masoivoho vahiny. Efa miomankomana ny hery velona rehetra. […]
“Gasy leo korontana” : nidina an-dalambe, mitaky fifidianana
Nanao hetsika tsy fankasitrahana ny korontana ireo olom-pirenena tsotra, omaly tamin’ireo boriborintany enina eto an-drenivohitra. Niantso ny tokony hifantohana amin’ny fifidianana sy fitoniana izy ireo. Manomboka ny fampielezan-kevitra! Nivoaka amin’ny fahanginany ihany koa ireo olona manohana ny fanatanterahana ny fifidianana. Nanentana ny tokony hametrahana tontolo milamina izy ireo. “Mitsipaka marindrano […]
Antanimora : mitaraina ireo mpiandry fonja 35 nafindra toerana
Velon-taraina saingy tsy afa-mandà ny mpiandry fonja 35 isa eo anivon’ny fonjan’ Antanimora, omaly. Nilatsaka ny baiko fa hafindra toerana any amin’ny faritra hafa avokoa izy ireo noho ny fandaminan-draharaha eo anivon’ny fonja. Nampanantsoin’ny talem-paritry ny fonja ao an-toerana ireo mpiandry fonja 35 isa ireo omaly, hanao sonia ny taratasy […]




