Auteur/autrice : Adnews

Guinée Equatoriale–Madagasikara : Tanjona ny hametrahana fototra fiaraha-miasa

Tanjona ny hametrahana fototra fiaraha-miasa eo amin’ ny firenena roa tonta. Io no ni­songadina tamin’ny kabarin’ny filohan’ny Fanavaozana, ny kolonely Randrianirina Michaël, nihaona tamin’ny filohan’i Guinée Equatoriale, i Teodoro Obiang Nguema Mbasogo, tao Molabo, afakomaly hariva. Finiavan’ny firenena roa tonta hirosoana ho amin’ny fiaraha-miasa matotra sy mahasoa mifototra amin’ny fifampitokisana […]

Tsy maintsy mandefitra

Hatreto, toa mbola fitaovana ny tanora sy ireo nitokona nametraka ny fitondrana. Tsy hita izay mba anjara toerana lehibe ho azy ireny. Mpanolotsaina maivamaivana eny no sahaza ho azy ireny. Natokana ho an’ny akama sy havana ary mpiray antoko ny anjara mofomamy lehibe. Manara­raotra toa banga mihomehy alina ny nampindramim-pahefana […]

Fihaonana tamin’ny praiminisitra: Mitaky fifidianana malalaka i Royaume-Uni

Noraisin’ny praiminisitra Rajaonarison Mamitiana ny ambasadaoron’i Grande Bretagne eto amintsika, i Patrick Lynch. Nivoitra tamin’ny fihaonana ny maha zava-dehibe ny demokrasia sy ny fifandraisana iraisam-pirenena. Voaresaka tamin’izany ny finiavan’ny governemantan’ny Fanavaoza­na hanova ny fiainan’ny va­hoaka sy ny ady amin’ny kolikoly. Nambaran’ity masoivohon’i Royaume-Uni ity fa tokony hanompo ny vahoaka sy […]