Notanterahina teny amin’ny Lycée français Ambatobe, omaly, ny dingana famaranana ho an’ny fifaninanana atao isan-taona, « Rallye mathématiques » andiany faha-22, eny anivon’ny sekoly manerana ny Nosy. «Natao ny volana desambra 2025 ny fifanintsanana teny amin’ny sekoly tsirairay mandray anjara, narahin’ny fifaninanana teny amin’ny faritra, ny volana janoary. Sekoly sivy […]
Auteur/autrice : Adnews
TARATRY ny KANTO
Misokatra ho an’ny besinimaro ny Mozean’ny Tolom-panafahana 29 marsa 1947 ao Moramanga. Toy ny isan-taona, haranty ao ireo vakoka mirakitra ny tantara tsy hay kosehina, hampitana ny fanilo sy ny tantaran’i Madagasikara ho an’ny taranaka. Ilain’ireo mpianatra, mpampianatra na olon-tsotra liana amin’ny tantara ny fampirantiana. « Fanavaozana ny fitiavan-tanindrazana » no lohahevitry […]
Teatra malagasy : Tsy maty hafoy, tsy velon-ko antenaina
27 marsa, hanamarihana isan-taona ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny teatra. Hizarana isan-taona ihany koa ny hafatra avy amina mpisehatra malaza iray, ka i Willem Dafoe, mpisehatra amerikanina, no nitondra izany tamin’ity. Niresaka ny asa mafy sy ny finiavana anatin’ny teatra izy, sy ny fahavitsian’ireo mpijery liana. Teo koa ny fidiran’ny […]
Arivonimamo : Telo andro anaty lanonana
Nampitondraina ny lohahevitra « Zanak’Imamo mifety » ny lanonana hateloana hanamarihana ny fetin’ny Paka any Arivonimamo. Sabotsy 4 avrily, alahady 5 avrily, ary ny Alatsinain’ny Paka 2026 ho avy izao, miraka amin’ny Fikambanana zanak’Imamo. Sabotsy 4 avrily, filaharambe mitety tanàna, manomboka amin’ny 7 ora maraina, andraisan’ny vahoakan’Arivonimamo tsy ankanavaka anjara. Arahina fifaninanana […]
Fampivelarana ny maha Malagasy: Tontosaina any Paris ny « Soratononina 2026 »
23 taona aty aoriana… Mitohy hatrany ny fifaninanana « Soratononina » karakarain’ny fikambanana Kolo Malagasy. Ny lohahevitra no miovaova fa ny tanjona voatazona hatrany. Anio 28 marsa, ao amin’ny Institut national des langues et civilisations orientales Inalco – Paris 13e , no hanatanterahina ny «Soratononina 2026». Ahitana ny sokajy I, ho an’ireo […]




