Auteur/autrice : Adnews

Hosodoko: nizara ny tsiambaratelony ireo matihanina

Tontosa omaly, teny amin’ny Cercle Germano-Malagasy (CGM) Analakely, ny tafatafa niresahana ny mahakasika ny sary hosodoko sy ny tontolony, niaraka tamin’i Pety Rebely sy mpaha kanto samihafa, misehatra eo amin’ny fanaovana sary hoso­doko. Resadresaka tafiditra tao anatin’ny hetsika « Ensemble, rendez-vous », iresahana ny mahakasika ny haikanto sy ny tontolony izy ity. […]

Vanim-potoana ankehitriny: takon’ny politika ny kolontsaina

Toa tsy misy afa-tsy poli­tika sisa ny resaka ! Hatreto aloha, tsy mbola nisy mpanakanto na mpikarakara fampisehoana, nanemotra na sanatria nanafoana ny fandaharam-potoana hanatanterahiny izany. Misy hatrany ny seho, ny ranty, ny varotra fampirantiana, ny fifanakalozana trai­kefa na ny atrikasa, sns. Na izany aza, takon’ny politika ny kolontsaina. Saika isaky […]

VAOVAO TAMBATRA

Nilaza ny Jirama fa tsy delestazy ny fahatapahan-jiro, naharitra ora maro manerana ny faritra maromaro teto an-drenivohitra, tamin’ny alina. Fanapahana noho ny antony teknika no natao satria nisy fahasimbana ny fitaovana sy kojakoja amin’ny famatsiana herinaratra teny Anosizato. Tratra nangalatra jiron’ny Jirama ny toerana mpanamboatra kodiarana (vulcanisation) iray eny Anosizato. […]

“Mada business Linkage.mg” : mampivoatra ny sehatry ny toekarena eto Madagasikara

Nampahafantarina sy na­tomboka omaly, tetsy Anko­rondrano, ny tambajotra “Mada business Linkage.mg”. Na­to­kana ho an’ireo orinasa mpandraharaha manara-dalàna rehetra manerana an’i Mada­gasikara. Tanjona ny hampahafantarana ireo orinasa bebe kokoa sy ahafahan’izy ireo mifandray, miara-miasa ary mahita lalam-barotra. “Vitsy ireo orinasa mifankafantatra eto amin’ny Nosy ka antony nananganana ny tambajotra”, hoy ny […]