Nitondra fanazavana ny kandidà, Andrianainarivelo Hajo, anisan’ny nanao sonia izany. “Tsy mandà ny hirosoana amin’ny fifidianana izahay saingy tsy ekena kosa ireo mikarakara fifidianana”, hoy izy. Anisan’izany ny governemanta, miandraikitra ny fitantanan-draharaha sady mitanila ary koa ny fomba fiasan’ny HCC. Notsiahiviny fa tsy ara-dalàna izao governemanta, nomena fahefana izao. Tsy […]
Auteur/autrice : Adnews
Senatera Razafimahefa Herimanana: “Tsy ilaina ny krizy sy ny korontana iniana volena”
Miantso ny kandidà sy ny mpanao politika mba hijery ny tombontsoan’ny firenena, ny filohan’ny Antenimierandoholona, Razafimahefa Herimanana. Mitaona ny vahoaka ho tony izy! Manazava ! Manoloana ny resabe miely manodidina ny toerana misy ny filohan’ny Antenimierandoholona, Razafimahefa Herimanana, dia nivoaka tamin’ny fanginana izy. Nisy ny fanambarana izay nataony mahakasika ny […]
Fiombonana : “Tokony hampitoviana lenta ny kandidà”
Tsy azo ihodivirana intsony ny fifidianana, miroso hatrany amin’ny fanatanterahana. “Misy ny kandidà mitaraina noho ny tsy fampitoviana lenta amin’izao fifidianana filohan’ny Repoblika izao. Tokony hojerena akaiky izay”, hoy ny fanehoan-kevitry ny sekretera jeneralin’ny antoko Fiombonana, Retogniane Durlin, amin’ny fiatrehana fampielezan-kevitra. Misy, ohatra, ny mahazo mampiditra helikoptera, ao ny tsy […]
Ramamimampionona Gérard: “Tokony hiray hina ny governemanta”
“Tokony hiray saina sy fo tsara amin’ny fampandehanan-draharaha ny eo anivon’ ny governemanta”, hoy ny mpandinika fiarahamonina, Ramamimampionona Gérard, manoloana ny fiaraha-mitantan’ny governemanta amin’izao. Eo koa ny fifandraisan’ny governemanta amin’ireo rafitra samihafa amin’ny maha samy andrimpanjakana. Efa hita teo aloha ny disadisa teo amin’ny fahefana mpanatanteraka na ny governemanta sy ny […]
Randriamalala Robert Charly: “Tsy misy antony tsy haharaikitra ny fanatanterahana fifidinana”
Hanao ahoana ihany ny fifidianana filohan’ny Repoblika? Tsy misy antony tsy haharaikitra ny fanatanterahana izany, raha ny nambaran’ny avy amin’ny firaisamonina sivily CMVP-Safid, Randriamalala Robert Charly.Fanehoan-kevitra… “Raha ny zava-misy amin’izao, tsy misy antony tsy haharaikitra ny fanatanterahana fifidianana. Raha ny zotram-pifidianana, hita hoe efa samy vonona ny rehetra. Lalàna no mitondra izay atao […]




