En cette période de la rentrée scolaire, les couturières des marchés, communément connues sous l’appellation « Mpanao zaitra an-tsena », croulent sous les commandes de tabliers d’écolier. Comme son nom l’indique, ce métier est généralement réservé aux femmes, aussi bien en milieu urbain que rural. L’heure de la rentrée scolaire […]
Auteur/autrice : Adnews
AMBARAO – Alliance 92 – Ranaivoson Désiré
Analakely: mpitsindrona rôrô telo lahy voasambotra
Mpitsindrona zava-mahadomelina mahery vaika telo lahy tra-tehaky ny mpitandro filaminana teny ambanin’ny Arcade Analakely, ny faran’ny herinandro teo. Nanao fanamiana sivily, nisafo tampoka teny amin’iny faritra iny ny polisy. Nahita andian-jatovo nitangorona ka nanao fisavana. Nojerena ka tratra tamin’izany ny fitaovam-pitsindromana fampiasan’ireo tanora mpitsindrona. Tsy ampy taona ny roa tamin’ireo […]
Vady miaramila (FIVAMI): “Tsy mifidy salan-taona ny diabeta”
Mitohy ny fizahana fahasalamana tarihin’ny FIVAMI. Notsirihina manokana ny momban’ny aretina diabeta. Tsy mifidy salan-taona ary miteraka fahajambana sy fahasimban’ny voa mety hiafara amin’ny fanaovana hémodialyse ny aretina diabeta, araka ny nambaran’ny tomponandraikitra eo anivon’ny AMADIA, ny Dr Haja Ramonjisoa, omaly. Ho fitohizan’ny hetsika efa natomboky ny Fikambanan’ny Vady Miaramila […]
Basikety: hilalao any Etats-Unis i M’Madi sy i Lova
Taorian’ny Mondial U19 izay natao tany Hongrie, ny volana jolay lasa teo, manomboka maro ireo klioba any ivelany no mitily Malagasy mpilalao. Anisan’ireo handeha hifindra lasy any Amerika ry Mathias M’Madi sy Andriatsarafara Lovasoa, Malagasy roa mpilalao basikety. Araka ny fikarohana natao omaly, hiaraka hilalao amin’ny Seward Country Saints, sokajy […]




