Auteur/autrice : Adnews

Taratry ny kanto

fifaninanana « Prix des jeunes écritures 2023 ». Mpifaninana be mpifidy indrindra, amin’ny fifidianana andraisan’ny daholobe anjara, ao anatin’ny « Prix des jeunes écritures 2023 » i Aryella Aradrariny Andrianatsitoheriteny. Mandritra ny « Semaine mondiale de la francophonie scientifique », ny 31 oktobra hatramin’ny 2 novambra 2023, no hahafantarana ny mpandresy. Fondation H. Ny fanenomana indray […]

Kitra: lasan’ny Sandratra ny amboara

  Tontosa, omaly, teny amin’ny Kianja Santilo Anosizato ny fihaonana baolina kitra teo amin’ny Havàtsa-Upem sy ny Faribolana Sandratra.  Norombahin’ny Faribolana Sandratra avokoa ny fandresena. Sokajy lehilahy, resin-dry zareo tamin’ny isa 2 – 1 ny Havàtsa-Upem, raha 1 sy 0 kosa teo amin’ny sokajy vehivavy. « Tratra ny tanjona. Tsy ny […]

Nirhy-Lanto 100 taona: nifarana omaly ny hetsika fampahafantarana

Tontosa omaly, teny amin’ny efitrano Dox, Tranombokim-pirenena Anosy, ny fampirantiana fampahafantarana ny momba an’i Nirhy Lanto, poeta. Ny avy eo anivon’ny Tranombokim-pirenena, miaraka amin’ny minisiteran’ny Serasera sy ny kolontsaina no nikarakara ny hetsika,  tafiditra ao anatin’ny fankalazana ny faha-100 taona nahaterahan’ity andrarezin’ny haisoratra malagasy ity. Ny hetsika fampahafantarana ity mpanoratra […]

Lany ny tapakila« Seho miavaka no hoentiko an-tsehatra », hoy i Niu Raza

Mpanakanto manana ny lazany eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena. Mandalo eto an-tanindrazana i Niu Raza. Hanatanteraka seho lehibe iray eto an-drenivohitra amin’ny faran’ny herinandro izao. « Tsy mitovy daholo ny fampisehoana ataoko… Hiavaka ity amin’ny sabotsy 9 septambra, ao amin’ny CCEsca Antanimena ity… Misy ny mpandihy. Na izany aza, sady hihira aho […]

Atleta sy ny fiainany andavanandro: mitantara ny fanaony Razanamandroso Florentine sy i Mbolalaina 

Tapitra tanteraka izay ny lalaon’ny Nosy 2023, miverina miatrika tontolo andro vaovao indray ny atleta malagasy. Milaza ny zavatra ataon’izy ireo i Florentine sy i Mbola Lalaina Jean Aimé. Nifarana ny 3 septambra lasa teo ny lalaon’ny Nosy JIOI 2023, izay notanterahina teto amintsika. Manomboka miverina amin’ny fiainana andavanandro avokoa […]