Hotanterahina rahampitso, eny amin’ny kianja Elgeco Plus By-pass, ny famaranana ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara. Hiady izany ny Elgeco Plus Analamanga sy ny CFFA Andoharanofotsy. Mialoha izany anefa, miantso ny tomponandraikitry ny fifaninanana eo anivon’ny Federasiona malagasy, FMF, ny filohan’ny klioba CFFA, Rakotoarimanana Henintsoa na i Tôta, omaly, mba hanome […]
Fanatajahantena
Moto – “Slalom scooter”: hiditra amin’ny dingana fahadimy
Hotanterahina rahampitso, eny amin’ny grand parking CCI Ivato, ny dingana fahadimy, fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, “Slalom scooter 2024”, taranja Moto. Hafana tanteraka ny fifaninanana eny an-toerana, indrindra ho an’ireo mpilalao fiara kodiarandroa. Tsara marihina fa ny klioba Thunder Racing Scoot (TRS), no mikarakara ny hetsika amin’izany. Hifanintsana eny an-toerana […]
Rugby – “Can” vehivavy : nangalana 150 tapitrisa Ar ny volan’ny Malagasy Rugby
Naneho ny alahelony tamin’ny vola nomena azy ny Malagasy rugby, tamin’ny fikarakarana ny fandraisana ny “Can”, sokajy vehivavy, natao teto Madagasikara. Nanesorana fa tsy araka ny lany izany, hoy Rakotomalala Marc Nivoaka omaly ny volan’ny Malagasy Rugby, tamin’ny fikarakarana ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika “Can 2024”, sokajy vehivavy, natao […]
« Telma Coupe 2024 » : hanao ny famaranana ny CFFA sy ny Elgeco Plus
Nihintsana avokoa ny solontenan’ny ligin’i Vakinankaratra. Tafita hiatrika ny famaranana indray ny Elgeco Plus Analamanga sy ny CFFA Andoharanofotsy. Hotolorana lelavola 25 tapitrisa Ariary izay mivoaka ho mpandresy. Toy ny tamin’ny taon-dasa ihany. Ny ekipan’ny Elgeco Plus Analamanga sy ny CFFA Andoharanofotsy no hihaona eo amin’ny famaranan’ny fiadiana ny amboaran’i […]
Rallye ASACM : mirefy 138,08 km ny «Epreuve spéciale»
Hotanterahina ny sabotsy 13 sy ny alahady 14 jolay ho avy izao ny Rallye karakarain’ny klioba ASACM, dingana faharoa eo amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara. 245,04 km ny halavan’ny lalana hizorana amin’izany, misy dingana manokana miisa 10, mirefy 138,08 km. Mizara roa miavaka tsara ny fanatontosana izany, ka ny […]