Niakatra an-tsehatra, omaly, tao amin’ny Kianja Complexe Stadium Cote d’Or, Maurice, ny Barea zandriny, lahy sy vavy. Nahita fandresena roa nisesy be izao ny sokajy lehilahy, rehefa nandresy an’i Seychelles, tamin’ny isa 4 no ho 0, sy ny La Réunion, 8 no ho 1. Fahombiazana ihany koa ny an’ny vehivavy, […]
Fanatajahantena
Tsipy kanetibe : Tafajoro ireo ligy 5 vaovao
Ankoatra ireo ligim-paritra miisa 7 efa nisy teo amin’ny taranja tsipy kanetibe, ahitana an’Analamanga, Vakinankaratra, Matsiatra Ambony, Atsinanana, Alaotra Mangoro, Menabe ary Itasy, mijoro ara-dalàna ihany koa ireo 5 vaovao. Tontosa ny 13 desambra teo ny fifidianana izay ho filoha hitantana azy ireo. Araka izany, lany ho an’i Bongolava, Razakamanantsoa […]
Rugby- Fankalazana ny faha-125 taona: Hitsapa ny heriny amin’ny Cosfa ny CEA Andranomanalina
Hahemotra amin’ny fotoana manaraka ny “Super coupe de Madagascar”, taranja rugby. Noho ny tsy fahafahan’ny FTM Manjakaray no antony. Niova ny fandaharam-potoana ka hidona amin’ny Cosfa, tompon’ny amboara, ny CEA Andranomanalina, mitarika vonjimaika eo amin’ny fifaninanana “XXL Top 12”. Niova tampoka ny fandaharam-potoanan’ny Malagasy Rugby. Raha ny voalahatra mantsy tokony […]
SOMBIM-BAOVAO
Hiditra an-tsehatra anio, ny Malagasy mpibata fonjamby, raha ny fandaharam-potoana amin’ny lalao afrikanina ho an’ny Tanora, tontosaina any Luanda, Angola, nanomboka ny 10 desambra lasa teo. Tsiahivina fa solontena malagasy 3 mianadahy no hiaro ny voninahi-pirenena amin’ity lalao ity, ahitana ny taranja judo sy fibatana fonjamby. Notontosaina ny alahady teo, […]
Pentathlon Moderne : Hanao fifanintsanana any Portugal ny Malagasy
Mitohy ny dia! Hiatrika ny fifanintsanana maneran-tany amin’ny taranja Pentathlon Moderne any Portugal indray ny delegasionina malagasy, ny volana jona taona 2026 ho avy io, araka ny vaovao voaray teny Ivato, omaly. Marihina fa nahazo vokatra tsara, medaly roa, volafotsy sy alimo, ny delegasionina malagasy nandritra ny fiadiana ny ho […]





