Hotanterahina eto an-dRenivohitra sy any Toliara, rahampitso, ny lalao manasa-dalana miverin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, “Coca-Cola Pureplay Football League (PFL)”. Hifanandrina amin’izany ny 3FB Toliara sy ny Elgeco Plus Analamanga, lalao hatao ao amin’ny kianja Maître Kira Toliara. Ny Disciples FC Vakinankaratra kosa handray ny Zanakala FC, etsy amin’ny […]
Fanatajahantena
Baolina kitra : hanampy mpilalao efatra ny Barea
Ankoatra ireo mpilalao efa ao anatin’ny ekipa Barea de Madagascar, hiezaka hitady mpilalao hafa indray ny Federasiona malagasy (FMF) sy ny mpanazatra. Fantatra fa hohatevenina mpilalao efatra ny ekipam-pirenena. Nambaran’Andriamanam-pisoa Alfred, filohan’ny Federasiona malagasin’ny baolina kitra (FMF) tamin’ny mpanao gazety tetsy andrefan’Ambohijanahary, omaly, fa nahafa-po ny vokatra azon’ny Barea de […]
SOMBIM-BAOVAO
Hotanterahina ny 17 hatramin’ny 20 jolay ho avy izao, any Gaborone Botswana, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, “Coupe Davis”, vondrona « V ». Fanambin’ny ekipam-pirenena malagasy ny hiakatra ao amin’ny sokajy “IV”. Razafimahatratra Dina no mpanazatra azy ireo. Hotontosaina ny faran’ny herinandro ho avy izao, eny Ankatso, ny fanokafana ny taom-pilalaovana […]
Kitra – « Euro 2024 »: hiady tanteraka ny fihaonan’i France sy i Pays Bas
Hotanterahina anio, any Allemagne, ny andro faharoan’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Eoropa, “Euro 2024”, ho an’ny vondrona D. Anisan’ny fifanandrinana tena andrasan’ny rehetra ny lalao ihaonan’i France sy i Pays Bas, izay hatao ao amin’ny kianja Red bull Arena, amin’ny 10 ora alina (ora eto Madagasikara). Mbola manala vela ny […]
“Grand Prix d’Ilakaka”: hafana ny fifanandrinana eo amin’ireo sangany
Afaka andro vitsy, hiatrika fifaninanana goavana indray ireo Malagasy mpilalao Motocross. Hotontosaina any Ilakaka, ny alahady 23 jona 2024 izao, ny dingana fahafiton’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara “Grand prix d’Ilakaka MX des saphirs”. Hafana ny lalao amin’io, indrindra ho an’ny sokajy “MX1”, misy an-dry Claudio Tida sy Mathias Plantive. […]