Ny klioban’ny Elgeco Plus Analamanga, ny Disciples Vakinankaratra sy ny Zanakala FC Fianarantsoa ary ny 3 FB Toliara no tafita amin’ny manasa-dalan’ny « Playoff » “Coca-cola PFL”, taranja baolina kitra. Tsiahivina, notanterahina ny faran’ny herinandro lasa teo ny fihaonana, ampahefa-dalana miverin’ity fifanintsanana ity. Tsy tafavoaka tamin’ny Elgeco Plus Analamanga ny ekipan’ny Fosa […]
Fanatajahantena
DAKA AN-JORONY: Ady manara, manaraka ady
Toy ny sahobakaka anaty kamory ity ny baolina kitra malagasy. Hitoetra toa ho faty, hifindra toerana toa tsy ho velona. Samy mametra-panontaniana avokoa ny rehetra ny amin’ny zava-misy ankehitriny. Tsy hita ho antenaina, nefa tsy hita ho afoy izy ity. Raha milofo mafy ny mpifanandrina, ny mifanohitra amin’izany ny an’ny […]
Karate – Fifaninanana Afrika Atsinanana 2024: «Tsy misy miala eto Madagasikara ny medaly volamena», hoy R. Emile
Hampiantrano ny lalao lehibe aty amin’ny faritra misy antsika i Madagasikara, eo amin’ny taranja Karate, ny volana jona ho avy izao. Hatao eto ihany koa ny fivoriambe faritra Afrika Atsinanana. Efa vonona tanteraka ny Federasiona malagasin’ny Karate-Do. Hotanterahina eto Madagasikara, ny 6 hatramin’ny 9 jona ho avy izao, ny fiadiana […]
Sombim-baovao
Norombahin’ny Paris Saint Germain (PSG) ny amboaran’i Frantsa, rehefa nandavo ny ekipan’ny Olympique Lyonnais izy ireo, ny sabotsy lasa teo, tany Lille France. Baolina tafiditr’i Ousmane Dembele sy Fabian Ruiz mpilalaon’ny PSG no nitondra ny fandresena ho an-dry zareo. Araka ny loharanom-baovao iray, nilaza ny tsy ho avy any Afrika […]
Semi-marathon Mada 2024: voalohany i Patrick sy i Sendrafefinaina
Voahosotra ho tompondakan’i Madagasikara eo amin’ny semi-marathon, i Onjaniaina Patrick Ralaiarimanana, atletan’ny Cosfa sy i Marie Sendrafefiniaina, CAMI Itasy. Fifaninanana notanterahina omaly, teto an-drenivohitra. Voalohany eo amin’ny tantarany ny nandrombahin’izy ireo izany. Niady ny hazakazaka teo amin’ny lehilahy. Nitarika teo am-boalohany, i Jean de La Croix Rakotomalala, mpihazakazaky ny Crown […]