Nisongadina ny atleta avy amin’ireo ligim-paritra nandritra ny fifaninanam-pirenena ho an’ny taranja atletisma, ny faran’ny herinandro teo. Norombahin’izy ireo avokoa ny amboara ho an’ireo atleta mendrika. Lasan’i Flaurentine ho an’ny vehivavy ary i Eric Justin, teo amin’ny lehilahy. Tontosa teny amin’ny Kianja Alarobia, ny 29 hatramin’ny 31 aogositra lasa teo, […]
Fanatajahantena
Kianja CFFA Andoharanofotsy : Hapetraka ny « tribune » sy ny « vestiaire »
Hiova endrika manomboka amin’ny fifaninanam-pirenena 2025/2026 ny kianja CFFA Andoharanofotsy. Hisy “tribune” sy “vestiaire” ary voafefy ny manodidina ny kianja filalaovana. Hanomboka ny 10 septambra ho avy izao ny asa fanamboarana, araka ny nambaran-dRakotoarimanana Henintsoa (Tôta), filohan’ny ligin’Analamanga Nambaran-dRakotoarimanana Henintsoa (Tôta), filohan’ny ligin’Analamanga, sady mpitantana ny klioba CFFA tamin’ny mpanao […]
SOMBIM-BAOVAO
Hotanterahina ny 12 oktobra izao, eny amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina, ny “Madagascar International BJJ”, taranja Jiu-jitsu Breziliana. Ady goavana indrindra amin’ity taona ity io fifaninanana io. Misokatra ny 8 septambra izao ny fisoratana anarana ary mifarana ny 6 oktobra. Tontosa ny faran’ny herinandro teo ny fifaninanana rezionaly ho an’ny ligin’i […]
Rugby vehivavy – Divizionina 1 : Resin’ny SCB Besarety ny FTFA Antohomadinika
Notanterahina ny alahady lasa teo, teny amin’ny Kianja Makis Andohatapaneka, ny lalao manasa-dalana hiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja rugby, sokajy vehivavy D1. Nivoaka ho mpandresy ary hiatrika ny famaranana ny SCB Besarety sy ny RCTS Soavimasoandro. Anisan’ny fihaonana nandrasan’ny maro ny an’ny Besarety sy ny FTFA Antohomadinika. Tamin’ny isa […]
Basketball 3×3: Mpilalao mendrika indrindra i Livio
Na dia tsy nandrombaka ny fandresena teo amin’ny famaranana aza ny ekipa malagasy, nandritra ny fifaninanana “International Basketball 3×3”, tsy mitsanga-menatra, satria voafidy ho mpilalao mendrika ny Malagasy mpilalao, Ratianarivo Livio. Ity mpilalao ity izay laharana voalohany amin’ny basikety eto Madagasikara. Tsiahivina fa tontosa tany Russie, ny faran’ny herinandro teo, […]




