Diabe no nanombohana ny fifaninanana “Agnambahy mifety” tontosaina any Farafangana, omaly. Hiditra amin’ny andro faharoa, anio, kosa ny basikety 3×3 ary hanomboka ny andro voalohany ny basikety 5×5. Anisan’ny hifaninanana, anio, ny RBC sy ny ACES ary ny USBM sy ny Fosa. Hofantatra ny faran’ity volana desambra ity, ny anaran’izay […]
Fanatajahantena
Ralaivao Soafara Eleana : Vehivavy mpitsara iraisam-pirenena voalohany
Manomboka misokatra amin’ny sehatra iraisam-pirenena ny lafiny fitsarana lalao eto Madagasikara. Fantatra nandritra ny andron’ny mpitsara, ny faran’ny herinandro teo, fa lasa mpitsara iraisam-pirenena ny Malagasy mpitsara, Ralaivao Soafara Eleana, i Léa. Izy no vehivavy malagasy voalohany niditra eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena, ho an’ny fitsarana lalao. Raha eo amin’ny lehilahy […]
Karate-2025: Hosantarina amin’ny fampivondronana
Nifarana ny taom-pikatrohana 2024, ho an’ny taranja karate. Hiditra amin’ny fandaharam-potoana ho an’ny taona 2025, afaka herinandro, ny eo anivon’ny Federasion’ny Karate-do Malagasy. Araka izany, fampivondronana avy hatrany no hisantarana ny taom-pikatrohana 2025, ka hotanterahina ny 9 janoary izao izany ary hifarana ny 12 janoary. Ny sokajy Cadets, Juniors ary […]
Jiu-jitsu-2025: Feno ny fandaharam-potoana ho an’ny enim-bolana voalohany
Efa fantatra avokoa ny fandaharam-potoana ho an’ny taranja Jiu-jitsu breziliana, amin’ny taona 2025. Fifaninanana 5 lehibe no hotanterahina mandritra ny enim-bolana voalohany. Miroso hatrany ny taranja Jiu-jitsu breziliana, eo amin’ny lafiny fifaninanana, na ny eto an-toerana izany, na ny any ivelany. Ho an’ny eto an-toerana, fifaninanana 5 lehibe sahady no […]
SOMBIM-BAOVAO
Tontosa ny faran’ny herinandro teo, tany Antsirabe, ny fifaninanana “Coupe de Noel”, taranja karaté. Fifaninanana nokarakarain’ny ligin’i Vakinankaratra, natrehan’ny teo anivon’ny federasiona, notarihan’ny filohany, Ratefinanahary Emile. Ny fifaninanana Fiba 3×3, taranja basikety no hanombohana ny « Agnambahy mifety », izay hatao any Vakinankaratra, ho amin’ny anio. Fifaninanana hanomboka anio ary hifarana ny […]