Fanatajahantena

Judo-Tomokazu Iwahori : nifarana ny iraka nataony teto Madagasikara

Niasa an-tsitrapo ho an’ny taranja judo teto Mada­ga­si­kara, ny Sensei Tomokazu Iwahori, ilay mpanazatra teratany japoney. Nandritra ny taona vitsivitsy izy no nanampy ny Federasiona malaga­sin’ny judo, teo amin’ny lafiny teknika sy nanampy ny ekipam-pirenena malagasy niatrika fifaninanana iraisam-pirenena maro. Nifarana tamin’ny fiandohan’ity herinandro ity izany iraka nataony ho an’ny […]

“Orange Pro League” : hanomboka ny volana janoary

Nambaran’ny filohan’ny Clubs de foot-ball élite de Ma­da­gascar, Rakotoarimanana Henintsoa na i Tôta, fa ha­nom­boka ny volana janoary 2024, ny fifaninanam-pirenena “Orange Pro League” (OPL), taranja baolina kitra. Araka ny efa nambarany, misy ny fanovana hatao amin’ity fifaninanana ity. Anisan’izany ny hampiraisana ireo klioba rehetra mifaninana amin’ny OPL ao anaty […]

Road to BAL – Élite 16: nandresy ny Ferroviario ny Cospn

Nahomby ny ekipan’ny Cospn omaly, nanoloana ny Ferroviario Mozambika. Ao anatin’ny fifanintsanana “Élite 16”, hahazoana ny tapakila hiatrehina ny “Road to BAL” 2024, taranja basikety. Nandresy tamin’ny isa 88 no ho 57 ny Malagasy. Hatrany am-piandohan’ ny lalao no efa nanantombo ny Cospn ary vo­a­tazony hatramin’ny fiafaran’ ny fihaonana izany […]

Fifanintsanana « Mondial 2026 »: hifanandrina amin’i Comores i Madagasikara

Notanterahina ny alatsi­nainy lasa teo ny andro faharoan’ny fifanintsanana isam-bondrona hiatrehana ny “Mondial 2026”, taranja baolina kitra. Raha ho an’ny sokajy “I”, nahazo isa telo i Mada­gasikara rehefa nandresy an’i Tchad tamin’ny isa 3 no ho 0, tany Maroc. Ny ekipam-pirenen’i Comores no hifanan­drina amin’ny Malagasy mpilalao, ny volana jona […]

Amboaran’i Madagasikara : hanala vela amin’ny Tam ny Mang’Art

Hanomboka ny alahady ho avy izao, etsy amin’ny kianja Makis Andohatapenaka, ny fiadiana ny amboaran’i Mada­ga­sikara, taranja Rugby. Anisan’ireo lalao tena andrasan’ny maro ny fifanandrinan’ny Tam Anosibe sy ny Mang’Art Manjakaray. Mbola manala vela amin’ny ekipan’Anosibe ny mpilalaon’i Manjakaray. Lavon’ny Tam tany amin’ny segoandra farany ny Mang’Art nandritra ny ampahavalon-dalan’ny […]