Taorian’ny teto an-drenivohitra. Nisitraka ny fiofanana amin’ny taranja Taekwondo indray ny faritr’i Fianarantsoa, omaly. Hatao ny alahady ho avy izao kosa ny fanadinana fampiakarana ambaratonga federaly sy Kukkiwon. Notanterahina omaly, tany Fianarantsoa, ny fampiofanana ny mpitsara ho an’ny taranja Taekwondo. Hetsika izay karakarain’ny tale teknika nasionaly (DTN), Federasiona malagasin’ny Taekwondo […]
Fanatajahantena
“Euro 2024” : I Espagne sa i Angleterre?
Enina taona aty aoriana! Hifanandrina eo amin’ny famaranan’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Eoropa, “Euro 2024”, i Espagne sy i Angleterre. Lalao izay hotanterahina ny 14 jolay ho avy izao, any amin’ny kianja Olympia Stadium Allemagne. Raha hiverenana ny manasa-dalan’ izy ireo, ny Three Lions Angleterre no nanintsana ny Oranje Pays […]
Baolina kitra afrikanina ; disciples vs Orlando Pirates ary ny Elgeco Plus vs Lunda Sul
Notanterahina tany Le Caire renivohitr’i Egypte, omaly, ny antsapaka eo amin’ireo fifaninanana afrikanina, taranja baolina kitra. Anisan’ireo mandray anjara amin’izany ny ekipa malagasy. Ho an’ny fiadiana ny ho tompondaka, ry zareo Orlando Pirates avy atsy Afrika Atsimo no miandry ny Disciples FC. Ekipa andrarezina aty Afrika ity ekipa ity ary […]
«Euro 2024» – Espagne (2) – (1) France : mitaky ny hialan’i Deschamps ny Frantsay
Nifarana teo amin’ny dingana manasa-dalana, ny dian’ny Les Bleus France teo amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Eoropa, taranja baolina kitra “Euro 2024”. Noravan’ny La Roja Espagne ny nofinofin’ny Frantsay handrombaka indray ny amboara. Ny talata lasa teo, tao amin’ny kianja Munich, lavon’ny Espaniola tamin’ny isa tery 2 no ho 1 […]
SOMBIM-BAOVAO
Hotanterahina ny sabotsy ho avy izao, etsy Mahamasina ny fankalazana ny Andro iraisam-pirenena ny fanatanjahantena ho an’ny fampivoarana sy ny fandriampahalemana. Hisy hazakazaka iarahan’ny rehetra mihodina ny kianja, arahin’ny fiarahana manao Zumba. Ankoatra izay, eo koa ireo fifaninanana isan-tokony, ao anatin’ny firahalahiana. Hatao ny 15 ka hatramin’ny 18 jolay ho […]