Fanatajahantena

SOMBIM-BAOVAO

Nifarana afakomaly, tany Tunisie, ny fiadiana ny amboaran’i Afrika, taranja ping-pong, sokajy lahy sy vavy. Raraka avokoa ny solontena malagasy, nahi­tana an-dRazafinarivo Antoine, Rakotoarimanana Fabio sy Rakotondrazaka Océane ary Andriantahina Gracia. Araka izany, tsy nahazo ny tapakila hiatrehana ny “Mondial 2025”, hatao any Macao, Chine, izy ireo. Maro ny zavatra […]

Rugby – «Challenger series 2025»: Vonona ny makis de Madagascar

Hanomboka anio, ao Cape Town, Afrika Atsimo, ny dingana voalohany amin’ny fiadiana ny «Challenger series», taranja rugby ho an’olona fito, so­kajy Sénior, lehilahy. Anisan’ ireo handray anjara amin’izany ny Makis de Madagascar. Efa any an-toerana hatramin’ny alatsinainy lasa teo izy ireo. Vonona ary ambony ny toe-tsain’ireo mpilalao hiatrika izany. Salama […]

“World Cola PFL” : Hafana ny lalaon’ny Fosa Jr sy ny AS Fanalamanga

Hotontosaina amin’ity faran’ny herinandro ity, ny andro fahadimin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja baoliana kitra “World Cola PFL”. Anisan’ny fifanandrinana tena heverina ho toy ny famaranana ny lalaon’ny Fosa Juniors Boeny sy ny AS Fanalamanga. Hotontosaina eny amin’ny Kianjan’ny CFFA Iavoloha, ny sabotsy ho avy izao. Araka ny fikarohana […]

Kianja Barea Mahamasina : Nahazo fankasitrahana avy amin’ny Caf ny ezaka nataon’ny fanjakana

Naneho ny fanazavana mahakasika ny vaovao niely, afakomaly, mahakasika ny Kianja Barea, ny minisitry ny Tanora sy ny fanatanjahantena (MJS), Marson Moustapha Abdulah, omaly, tetsy Mahamasina. Nambarany fa efa nisy ny ezaka saingy mbola misy hatrany ny fanatsarana tokony hatao. Manoloana ny zava-misy sy ny vaovao miely anaty tambajotran-tserasera ankehitriny, […]

SOMBIM-BAOVAO

Ny ekipan’ny Serbie no hidona voalohany amin’ ny Ankoay, lehilahy, mandritra ny fiadiana ny amboa­ran’i Afrika, taranja basikety 3×3, hatao any Thailande, ny 13 hatramin’ny 15 marsa izao. Ny ekipan’i Chine kosa no miandry ny ekipa malagasy, sokajy vehivavy. Ekipa samy mafy ireo ekipa roa ireo saingy efa manoman-tena mafy […]