Fanatajahantena

Baolina kitra U15 – SOS Sokake Cup: Hanafika eto Madagasikara i Nouvelle-Calédonie

Hotanterahina etsy amin’ ny Kianjaben’i Maha­masina, ny 4 ka hatramin’ny 6 aogositra ho avy izao, ny « SOS Sokake Cup » na « Eco-tournoi international », taranja baolina kitra. Fifaninanana ho an’olona 11 ary natokana ho an’ny sokajy U15, lahy sy vavy. Io no nambaran-dRazafindra­koto Léon, talen’ny alan-javaboahary arovana any Thonye, Nouvelle-Calédonie, sady mpi­karakara ny […]

Futsal – Ligin’Analamanga : Misokatra ho an’ny rehetra ny fifaninanana

Nambaran-dRakotoarimanana Henintsoa na Maire Tôta, filohan’ny ligin’Analamanga, ny alahady lasa teo, teny Iavoloha, fa hanomboka ny 28 febroary – 2 marsa ho avy izao, ny fifaninanana futsal, sokajy vehivavy sy lehilahy, eto an-drenivohitra. Araka ny fanazavana nataony, hisokatra ho an’ny rehetra ny fifanintsanana, ka eny amin’ny biraon’ny ligin’Ana­la­manga no hanaovana […]

Federasion’ny Taekwondo: Haverina indray ny fifidianana filoha

Mampalahelo ny zava-misy iainan’ny mpankafy ny Taekwondo WT malagasy. Araka ny loharanom-baovao iray, omaly, haverina indray ny fifidianana federaly rehetra eto Madagasikara. Atao ny 1 marsa ho avy izao ny an’ny seksiona Antananarivo Renivohitra. Hisy kaomisionina “ Comité Ad hoc” hatsangana, hitantana sy handrindra izany indray eto an-toerana. Raha ny […]

Taranja tolona : Hisy ny adina ho an’ny ekipa nasionaly

Nitohy ny sabotsy lasa teo, tetsy amin’ny Akademia na­siona­lin’ny fanatanjahantena (ANS) Ampefiloha, ny fampivondronana ny ekipa nasionaly malagasy amin’ny taranja tolona. Notsiahivin’ireo teknisianina eo anivon’ny Federa­siona malagasin’ny Tolona (FML), fa natao hanomanana ilay fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, izay hatao any Maroc, ny 29 avrily hatramin’ny 5 mey ho avy […]