Fanatajahantena

Kick – « World games »: Hanomanana fifanina-nana maneran-tany

Manan-danja ny fandaharam-potoana ato ho ato ho an’ny eo anivon’ny Federasionina malagasin’ny kick-boxing. Taorian’ny fiadiana ny amboaran’ny ranomasimbe Indianina natao andro vitsy lasa izay, nahazo fanasana tamin’ny klioban’ny Guerreros ihany koa izy ireo, handray anjara amin’ilay ady iraisam-pirenena « Lemur Cup » hatao etsy amin’ny Lapan’ny Fana­tanjahantena Mahamasina, ny 17 […]

Futsal – Can 2025 : Nisaraka ady sahala 4 no ho 4 i Tanzania sy i Madagasikara

Sahirana tanteraka ny ekipam-pirenena Barea Ladies, omaly. Notazomin’i Tanzanie, sahala, 4 no ho 4, ry zareo. Mitarika eo amin’ny laharana voalohany, vonjimaika ao amin’ny vondrona « C » ny Barea Ladies. Izay aloha ! Nahazo isa iray fanampiny ho azy tamin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, Can 2025, taranja baolina kitra anaty […]

Hazakazaka bisikileta: Mpanazatra 14 nahavita fiofanana

Nifarana tamin’ny sabotsy 19 avrily 2025, tetsy Ivandry, ny fampiofanana ireo teknisiana miisa 14 mianadahy, 12 lahy sy roa vavy, izay milofo amin’ny taranja bisikileta. Araka ny fanadihadiana na­tao, haazo ny marim-pahaizana faharoa izay hita fa mendrika tamin’ity fiofanana ity. Raha ny fanazavana azo teny an-toerana, havoakan’ny Fe­derasionina Iraisam-pirenena UCI […]

SOMBIM-BAOVAO

Araka ny vaovao niely tao anaty tambajotran-tserasera, ny afakomaly, lasa mpilaravinahitra any amin’ny nosy rahavavy La Réunion, i Jean Yves. Ny klioban’ny AS Marsouins no naka an’ity loharana malagasy ity. Tsiahivina fa anisan’ireo mpilalao nahazoan’ny Barea ny medaly alimo tamin’ny Chan 2022 teo, i Jean Yves. Nisaraka ady sahala 5 […]

Rugby U18 – AROI 2025 : Nanao pao-droa ny Makis

Mbola noporofoin’ny Makis de Madgascar fa mpanjakan’ny rugby eto amin’ny ranomasimbe Indianina izy ireo. Norombahin’izy ireo avokoa mantsy ny amboara teo amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’ny ranomasimbe Indianina (Aroi), sokajy U18 lahy sy vavy. Fihaonana, natao tetsy amin’ny kianja Andohatapenaka ny alatsinainy 21 avrily lasa teo. Teo amin’ny sokajy vehivavy, […]