Fanatajahantena

DAKA AN-JORONY: Raha mahay mahazo laza

Tsy amin’ny rahahara an-kapobeny ihany no ilana fitandremana fa amin’ny fihetsika sy ny fiteny ary indrindra ny fifandraisana. Eo amin’ny tontolon’ny fanatanjahantena koa betsaka ireo zavatra saro-pady mila fahamalinana fatratra. Amin’izao fotoana izao, miandry ireo Inspecteur an’ny Caf ny mpitia baolina kitra malagasy, hijery ny kianjaben’ny Mahamasina. Tsy azo atao ny […]

Minisiteran’ny tanora sy fanatanjahantena: nanatanteraka fambolen-kazo teny Carion

Tsy nanadino ny adidy masina amin’ny fanatsarana ny tontolo iainana ny minisiteran’ny Tanora sy ny fanatanjahantena. Nitarika izany ny minisitra Moustapha Abdulah Marson. Tanjona ny hahatonga an’i Madagasikara ho maitso. Notontosaina ny sabotsy lasa teo, teny Carion, ny hetsika fambolen-kazo nokarakarain’ny minisiteran’ny Tanora sy ny fanatanjahantena (MJS), niaraka tamin’ireo departemanta […]

SOMBIM-BAOVAO

Hotanterahina ny 26 sy 27 avrily 2025 ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja Muay Thaï, ho an’ny taom-pikatrohana 2025. Fifaninanana iraisam-pirenena 6 kosa no hitranga ho an’ity taranja ity, ka hisantarana izany ny “African Championship” izay hatao ny 15 hatramin’ny 17 avrily, any Tripoli Libia. Hotontosaina manomboka anio ary […]

“World Cola PFL” : Hiverina manomboka anio ny fifaninanana

Hotontosaina manomboka anio sy rahampitso, ny fifaninanam-pirenena taranja baolina kitra “World Cola Pureplay Football League (PFL)”. Efa ao anatin’ny andro faharoan’ny fifanintsanana ny klioba 12 rehetra mifanintsana amin’izao fotoana izao. Maro ny lalao azo heverina ho toy ny famaranana, fa anisan’ny fihaonana tena andrasan’ny maro ny fifanandrinan’ny Elgeco Plus sy […]