Notanterahina ny alakamisy lasa teo, tatsy Afrika Atsimo, ny antsapaka ho an’ireo firenena 12 hiatrika ny “Challenger series”, taranja rugby lalaovina olona fito, ho an’ny sokajy lehilahy. Fantatra fa ao amin’ny vondrona “D” ny Makis, miaraka amin’i Canada sy i Hong-Kong. Raha tsiahivina, hotanterahina ao Cape Town Afrika Atsimo, ny […]
Fanatajahantena
Kianja Barea: Andrasana amin’ity volana ity ny inspecteur an’ny Caf
Efa eo am-pamaranana ireo pitsopitsony amin’ny fanatsarana ny Kianja Barea Mahamasina sisa ireo teknisianina. Andrasana afaka andro vitsy koa ireo inspecteur avy amin’ny Caf hijery ireo asa notakiny ka nasiam-panamboarana ary hiandrasana fankatoavana. Nambaran’ny minisitry ny Tanora sy ny fanatanjahantena, i Moustapha Marson, teny Ankorondrano, ny alakamisy lasa teo, fa […]
SOMBIM-BAOVAO
Nahatafiditra baolina voalohany ho azy i Rayan Raveloson, Malagasy mpilalao baolina kitra ao amin’ny BSC Young Boys Suisse, afakomaly. Tsiahivina fa nandresy 6 no ho 1 ny ekipan’i Rayan, raha nifandona tamin’ny Yverdon Sport. Marihina fa ity izany no lalao fahatelo natrehan’i Rayan Raveloson hatramin’izay nifindrany toerana izay. Hotanterahina manomboka […]
Futsal vehivavy : Handray anjara amin’ny Can ny Barea Ladies
Hotanterahina any Maroc, ny 22 hatramin’ny 30 avrily ho avy izao, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja baolina kitra anaty efitrano, “Can Futsal 2025”, sokajy vehivavy. Sambany teo amin’ny tantaran’ny baolina kitra no handraisan’i Madagasikara anjara amin’izany. Nilaza ny eo anivon’ny Federasiona malagasin’ny baolina kitra (FMF), fa efa dingana […]
Muay Thai – Federasiona : Vonona hampivelatra ny taranja
Nankalazaina omaly ny Andro maneran-tany ho an’ny taranja Muay Thaï. Ho an’i Madagasikara manokana, mbola hisy ny fankalazana izany amin’ity volana ity. Nambaran’ny eo anivon’ny Federasiona malagasin’ny Muay Thaï fa vonona izy ireo hiara-kiasa sy hampivelatra ny taranja. Tafiditra ao anatin’izany ny fanitarana ny taranja manerana ny Nosy, anisan’izany ny […]




