Tontosa omaly, tany Aix-en-Provence France, ny antsapaka amin’ny famaranana lehibe taranja tsipy kanetibe, « Passion pétanque française (PPF 2025) ». Nozaraina ao anaty vondrona efatra ireo ekipa 16. Fantatra fa tafaraka ao amin’ny vondrona faharoa ny ekipa misy ireo frantsay, i Dylan Rocher sy ny an’i Quintais ary i Montoro, sy ny […]
Fanatajahantena
Lalao sakana “XXL Top 12”: Famaranana kely ny an’ny Tam sy ny TFMA
Hitora-jofo ny Kianja Makis Andohatapenaka, amin’ity faran’ny herinandro ity. Ho fantatra eo izay ekipa tafita amin’ny lalao sakana “XXL Top 12”. Anisan’ny fihaonana andrasan’ny rehetra ny donan’ny Tam Anosibe sy ny TFMA (Boaikely manohitra). Hotanterahina rahampitso alahady, eny amin’ny Kianja Makis Andohatapenaka, ny lalao sakana, hiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, […]
“Afrobasket 2025 Qualifiers” : I Johan sy i Madi sisa andrasana
Ny 21 febroary ho avy izao, etsy Mahamasina, no hanomboka ny fifanintsanana basikety, hahazoana ny tapakila hiatrehina ny « Afrobasket 2025 ». Efa ao anatin’ny fanomanana tanteraka ny ekipa nasionaly malagasy Ankoay, amin’izao fotoana izao. Araka ny vaovao voaray omaly, avy eo anivon’ ny Federasiona malagasy (FMBB), andrasana rahampitso ny fahatongavan-dRandriamananjara Johan, […]
Kitra any Allemagne : Efa tompon-toerana i Bolo
Malagasy mpilalao baolina kitra, efa mametraka ny lazany any Allemagne, i Voahariniaina Kanto Fitiavana na i Bolo. Tapa-bolana teo izay no niarahany tamin’ny kliobany vaovao, Hertha Zehlendorf Berlin 03. Efa tompon-toerana sahady ny lehilahy, nandritra ireo fihaonana roa efa vita. Nilalao nandritra ny fe-potoana 45 minitra izy raha nifanandrina tamin’ny […]
SOMBIM-BAOVAO
Ho fantatra amin’ny alahady ho avy izao izay ho tompondakan’i Madagasikara, taranja rugby, vehivavy, sokajy D2. Hifandona amin’izany ny ekipan’ny UAS Cheminots (Besetroka) sy ny FTVL (Lalamaty). Hotanterahina miaraka amin’izany koa ny lalao sakana eo amin’ ny lehilahy. Hifanandrina ny 3FAI sy ny Cheminots. Fantatra fa hisy Malagasy vitsivitsy handrafitra […]





