Fanatajahantena

Karate-JIOI : laharana voalohany no tanjona

Nanao tohy vakana, omaly, ny fanomezana tohana avy amin’ny minisitra mpiahy, ho an’ireo atleta sy mpanazatra hiatrika ny lalaon’ny Nosy, hanomboka afaka 2 herinandro. Anisan’ny nisitraka izany ny taranja Karate, tetsy amin’ ny Madagascar Espace, By-pass. Mizotra antsakany sy andavany ny fanomanante­nan’ireo atleta, araka ny nambaran’ny atleta. Hikendry ny laharana […]

Tsipy kanetibe : nahazo 9 tapitrisa Ariary ny mpilalao

Tonga teny amin’ny kianja complexe Vontovorona ny minisitra mpiahy roa lahy, ny ao amin’ny Harena an-kibon’ny tany, Rakotomalala Herindrainy Olivier, sy ny ao amin’ny Asa sy ny fampananan’asa, Richard Jean Bosco Rivotiana, omaly. Nitondra fanampiana ho an’ireo atleta amin’ny tsipy kanetibe izy ireo, araka ny fampanantenana natao, andro vitsy lasa […]

Taranja baolina kitra : ho fantatra anio izay ho filohan’ny ligy 22

Hotanterahina anio ny fifidianana izay ho filohan’ny ligim-paritry ny baolina kitra manerana an’i Madagasikara. Misy ireo kandidà teo aloha, mbola mifaninana… Hifantoka tanteraka amin’ny fifidianana izay ho filohan’ny ligim-paritra ny baolina kitra, ny ligy 22 ma­nerana an’i Madagasikara, amin’ity faran’ny herinandro ity. Ho fantatra amin’ity sabo­tsy 12 aogositra ity mantsy […]

Lalao fanomanana : lavon’ny Barea 3 no ho 0 ny Elgeco Plus

Taorian’ny fanokanana ny asa fanitarana ny kianja Elge­co Plus sy ny “Coupe du Pré­sident”, nisy ny fihaonana ara-pirahalahiana nataon’ny Barea de Madagascara sy ny Elgeco Plus. Lavon’ny ekipam-pirenena malagasy tamin’ny isa mavesatra 3 no ho 0 ny solontenan’i Madagasikara amin’ny fiadiana ny amboaran’i Afrika. Lalao notanterahina omaly, teny By- pass. Nanindry tanteraka ny […]

Fampivondronana : voavaha ny olana, nihaino ny atleta ny minisitera

Hanomboka afaka 15 andro, ny lalaon’ny Nosy, andiany faha-11, izay hotanterahina eto Madagasikara. Ao anatin’ny fanomanana tanteraka ny atleta malagasy izay hiaro sy hiady ary hitondra avo ny voninahi-pirenena, ankehitriny. Mano­loana izany, tonga nijery sy nankahery ary nanolotra “vatsy” ho an’ireo atleta malagasy miatrika fampivondronana eo amin’ny taranja Judo, ady […]