Hiditra amin’ny andro fahatelo sy fahefatra amin’ny ady tapakila handraisana anjara amin’ny” Can 2025”, ny Barea de Madagascar, amin’ity volana ity. Hanao lalao mandroso sy miverina amin’i Gambie izy ireo, ny 11 sy ny 14 oktobra ho avy izao, any Maroc. Afaka andro vitsy, izany hoe, ny 11 sy ny […]
Fanatajahantena
Rugby – “WXV III” : resin’i Hong Kong ny Makis Ladies
Lavon’ny ekipan’i Hong Kong, tamin’ny isa 38 no ho 7, ny Makis Ladies, omaly, tao amin’ny kianja Sevens Stadium, Dubaï. Tsiahivina fa tafiditra amin’ny andro faharoan’ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany amin’ny taranja rugby, “WXVIII”, sokajy vehivavy, ity fifanandrinan’ny roa tonta ity. Teo amin’ny fizaram-potoana voalohany, nanjaka tanteraka ny ekipan’i […]
Atsimo Atsinanana : hananganana fotodrafitrasa manara-penitra
Ho fampandrosoana ny fanatanjahantena any amin’ny faritra Atsimo Atsinanana, nisy ny fifampiresahana nataon’i Marson Moustapha Abdullah, minisitry ny Tanora sy ny fanatanjahantena (MJS) sy ireo solombavambahoaka dimy avy any amin’iny Faritra iny, ny talata lasa teo, teny Ambohijatovo. Anisan’izany ry Raby Savatsarah Ain’Harimanga, Andrianambenana Velomihoatra Painchard, voafidy tao Farafangana, Ratolojanahary […]
Judo-Maneran-tany: laharana faha-7 Rasoanaivo Laura
Vita omaly ny anjaran-dRasoanaivo Razafy Laura, tamin’ny fiatrehana ny fiadiana ny tompondaka maneran-tany, sokajy Juniors, taranja judo. Laharana faha-7 no nisy ny solontena malagasy. Omaly no nifaninana teo amin’ny sokajy nisy azy, latsaky ny 70 kg, ny judokas malagasy, Rasoanaivo Razafy Laura. Dingana lehibe no vitany satria teo amin’ny ampahefa-dalana […]
SOMBIM-BAOVAO
Nanainga omaly alina, hihazo an’i Maroc, ny delegasiona malagasin’ny ekipam-pirenena, Barea de Madagascar. Mpilalao miisa dimy no fantatra fa lasa any an-toerana, araka ny vaovao voaray omaly. Anio kosa no hivoaka ny lisitry ny mpilalao izay mandrafitra ity ekipa nasionaly amin’ny baolina kitra ity. Hotontosaina anio, any Dubaï, ny andro […]





