Iray andro mialoha ny fiadiana ny ho tompondaka eran-tany, tanterahina any Qatar, betsaka ireo firenena sahiran-tsaina noho ireo mpilalao ao aminy tsy afaka hiatrika izany. Ny ratra mahazo azy ireo ny antony. Mahatratra 15 ireo firenena voakasik’izany ary miisa 27 kosa ireo mpilalao tsy afaka ho any Qatar. Anisan’ny nahoraka […]
Fanatajahantena
Kitra – Orange Pro League 2023: nanolotra baolina 175 ny fiadidiana ny Repoblika
Hanomboka amin’ity faran’ny herinandro ity ny fifaninanam-pirenena hiadiana izay ho tompondakan’i Madagasikara “Orange Pro League 2022-2023”, taranja baolina kitra. Nangataka birao hiasany ny Club de football elite de Madagascar (CFEM). Hotanterahina manomboka anio asabotsy 19 novambra ny andro voalohany amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja baolina kitra Orange Pro […]
Kitra – Mondial 2022: Qatar 20 Novambra – 18 Desambra
Ireo ekipa 32 sy ny vondrona misy azy ireo tsirairay avy Vondrona «A» Qatar, Ekoatera, Sénégal, Pays-Bas Vondrona «B» Angletera, Iran, Etazonia, Pays de Galles Vondrona «C» Arzantina, Arabia Saodita, Meksika, Polonina Vondrona «D» Frantsa, Aostralia, Danemark, Tonizia Vondrona «E» Espaina, Costa Rica, Alemaina, Japon Vondrona «F» Belzika, Kanada, Maraoka, […]
Handball-Amboaran’ny Filoha: resin’ny ekipan’ny Ginea ny Akio
Ratsy fanombohana indray ny ekipa malagasy, miatrika ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika any Senegaly, taranja hand Ball. Resin’ny ekipan’ny Ginea, tamin’ny isa 14 no ho 44 ny Akio, tamin’ny fifaninanana fiadiana ny amboaran’ny filoha, andro voalohany. Vokatra azo lazaina ho efa nisy fivoarana raha oharina tamin’ireo lalao telo natrehina tamin’ity […]
Kung fu: hizara traikefa ny Grand Maitre Avoko
Ho fanamafisana ny fahaiza-manaon’ireo mpikatroka Kung fu manana ny grady ambony sy Maitres tomponandraikitry ny Sekoly, hizara ny traikefany ny Grand Maitre Avoko. Hisy ny fiofanana homeny, ny alahady 27 novambra izao, eny amin’ny Temple Pierre Mizael Ambatomirahavavy. Fiofanana efa fanao isan-taona ity fifampizarana ho atao ity, raha ny fanazavana […]