Mpilalao anisan’ny manohy fianarana sy ny basikety any ivelany, Rabibisoa Jerry Pépin, Andriatsarafara Lovasoa ary i Mathias M’Madi. Nahazoana vaovao tsara izy ireo ny faran’ny herinandro teo, nandritra ny fifaninanana natrehiny avy. Ho an’i Jerry, izay milalao ao amin’ny Espoirs Gravelines-Dunkerque ao Frantsa, mpilalao nitondra fandresena ho an’ny ekipany izy, […]
Fanatajahantena
Badminton – Mada 2023 : hizara roa ny fifaninanam-pirenena
Noho ny fahateren’ny fotoana sy ny olana eo amin’ny fahazoana ny kianja mitafo, hozaraina roa ny fanatontosana ny fifaninanam-pirenena, araka ny nambaran’ny tale teknika nasionaly eo anivon’ny Federasiona malagasin’ny badminton. Hisantatra izany, ny an’ireo sokajy zandriny dia ny “junior” midina. Hotontosaina ny volana novambra izany. Any amin’ny volana desambra indray […]
Federasiona malagasin’ny bisikileta : hikarakara « Tournoi de l’Océan Indien »
Mifarana izay ny taom-pilalaovana 2023, ho an’ny taranja Bisikileta. Marihina fa nahazo medaly alimo iray izy ireo nandritra ny lalaon’ny Nosy 2023. Hisy fifaninanana iraisam-pirenena hatao ny taona 2024. Vita ny lalaon’ny Nosy 2023, nahazoan’i Madagasikara medaly alimo, izay natao teto amintsika, ny 25 aogositra hatramin’ny 3 septambra lasa teo. […]
Kick-boxing-Fihezama : nampiseho ny fahaizany i Maître Gildas
Tontosa ny sabotsy lasa teo, teny amin’ny kianja mitafon’i Mahamasina, ny fifaninanana kick-boxing, nokarakarain’ny Fihezama. Mpikatroka manana ny maha izy azy anisan’ny niverina niakatra ringa i Maître Gildas. Nifaninana teo amin’ny sokajy -71 kg Low Kick izy ary nifanandrina tamin’i Maître Jhonny. Raha hiverenana ny mahakasika ny fifaninanana, ady niisa […]
LARA Antsirabe: notoloran’ny minisitera fitaovana
Anisan’ireo nahazo fitaovana fanatanjahantena sy toerana fikotranana ny «salle de musculation» an’ny Lycée André Resampa Antsirabe (LARA), avy amin’ny minisiteran’ny Tanora sy ny fanatanjahatena (MJS), ny tanànan’ Antsirabe, omaly. Tonga nanolotra izany tao amin’ny Lycée André Resampa Antsirabe ny minisitry ny MJS, Haja Andre Resampa. Tsy natao ho an’ny mpianatr’ity […]





