Nivoaka ny alakamisy lasa teo ny sazy mavesatra ho an-dRaveloson Rayan, Malagasy mpilalao baolina kitra ao amin’ny klioban’ny AJ Auxerre France. Voasazy tsy afaka hanatrika lalao enina amin’ny fifaninanana frantsay, “Ligue 2”, ity Malagasy mpilalao ity noho ny fikasihan-tanana nataony tamin’i Maxime Sivis, mpilalaon’ny Guingamp France. Hisy akony lehibe amin’ity […]
Fanatajahantena
Tenisy – “Mada 2023”: handray ny fifaninanana ny eto Antananarivo
Taorian’ny fankatoavana avy amin’ny Federasiona malagasin’ny tenisy. Hanomboka ny 27 novambra ho avy izao, eto an-drenivohitra, ny fifaninanam-pirenena “Mada 2023”. Hotanterahina ao amin’ny Club olympique de Tananarive (COT), Ankadikely Ilafy, ny 27 novambra – 3 desambra ho avy izao, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja tenisy. Raha ny vaovao […]
Jiu-Jitsu-“Open d’Afrique” : Malagasy mpikatroka 19 ho any Maorisy
Taorian’ny “World Jiu-Jitsu Championship” izay nifarana omaly, ny “Open d’Afrique”, hatao any Maorisy, indray no miandry ny Malagasy solontena, ny 18 novambra ho avy izao. Malagasy mpikatroka 19 mianadahy no fantatra fa hiatrika ity fifaninanana ity, araka ny fampitam-baovao avy eo anivon’ny Federasiona malagasin’ny Jiu-jitsu Brésilien, izay nanamafy fa tena […]
Kitra malagasy: nodimandry i Gôlibe na i Dominique
Misaona ny tontolon’ny baolina kitra malagasy. Nodimandry teo amin’ny faha-53 taonany Rakotonandrasana Dominique, Malagasy mpiandry harato. Efa nandrafitra ny ekipam-pirenena malagasy ny tenany nanomboka ny taona 1989-2015. Efa niaro ny voninahi-pirenena tamin’ny Barea Beach Soccer izy, ny taona 2010-2015. Tao amin’ny klioban’ny BTM Taolagnaro izy no nanomboka nilalao, tamin’ny sehatra […]
« Mondial 2026 »: maratra i Nina, hisolo azy Rakotovazaha Allan
Tsy anisan’ireo hiaro ny voninahi-pirenena amin’ireo lalao roa tafiditra amin’ny fiadiana ny tapakila hiatrehana ny “Mondial 2026” i Nina. Soloin’i Allan ny toerany. Afaka fito andro, hanomboka ny fifanintsanana hiadiana ny tapakila hiatrehana ny “Mondial 2026”. Araka ny vaovao navoakan’ny Federasiona malagasin’ny baolina kitra (FMF), omaly tao anaty tambajotran-tserasera. Tsy afaka […]





