Fanatajahantena

Barea de Madagascar: hatao avo roa heny ny tambinkaraman’ireo mpilalao

Homena fankasitrahana tsara lavitra noho izay efa nisy hatramin’izay, ireo mpilalaon’ny Barea de Madagascar, raha mandresy amin’ny fifanintsanana hiadian-toerana ho an’ny “Mondial 2026”. Fanambarana nataon’ny filohan’ny Federasiona malagasy, izany. Nihazo an’i Ghana, omaly alahady ny Barea de Madagascar hiatrika ny lalao voalohany eo amin’ny fifanintsanana hiadian-toerana ho an’ny “Mondial 2026”, […]

Basikety-Game on 3×3 : tompondaka teo amin’ny “Tir” i Olivio

Nizotra araka ny tokony ho izy, tany Toamasina, nanoloana ny Lapan’ny tanàna, ny fifaninanana basikety “Game on 3×3”, nokarakarain’ny Fede­ra­siona malagasin’ny basikety. Ankoatra ny fifaninana, nisy ihany koa ny “Concours Tir” ka i Olivio, mpilalaon’ny Ascut no nandrombaka izany. Raha ny voka-dalao kosa, tompondaka teo amin’ny sokajy Senior, lehilahy, ny […]

Kitra eny anivon’ny fokontany: 18 taona ny FC Copain, efa namoaka mpilalao any ivelany

Anisan’ny klioba eny anivon’ny fokontany, manabe amin’ny alalan’ny baolina kitra, ireo ankizy tsy mba manana fahefana miditra amin’ireny sekolin’ny kitra ireny ny FC Copain. Gazety Taratra (*) : Ivontoeram-piofanana ve ny FC Copain sa klioba ? Rakotondramiara Hasina (-) : Tsy ivontoeram-piofanana fa klioba fitaizana ankizy eny anivon’ny fokontany Alarobia Amboniloha. Tsy sekolin’ny […]

Taekwondo WT : tsy mbola nivoaka ny datim-pifidianana

Sahiran-tsaina ny eo anivon’ny tontolon’ny Taekwondo WT amin’izao fotoana izao. Tsy mbola misy daty raikitra hanatontosana ny fifidianana navoakan’ny Federasiona malagasy. Raha tsiahivina, ny volana hanatontosana izany fotsiny ny hany efa navoakan’ity rafitra miahy ny Taekwon­do WT eto Madagasikara ity, ny 2 oktobra lasa teo. Voalaza tao anatin’izany, fa hotontosaina eo anelane­lan’ny volana oktobra […]