Naneho ny fahavononany hiasa avy hatrany sy hampandroso ny baolina kitra ny filohan’ny ligy any amin’ny faritra Boeny, Maeva Portos. Ny sabotsy 21 oktobra lasa teo izy sy ny mpiara-miasa aminy nanolotra fitaovana, toy ny ordinatera sy “imprimante” ary baolina ho an’ireo seksiona any toerana. Marihina fa tonga nanatrika io […]
Fanatajahantena
Baolina kitra : lasa any Frantsa ny Coach Rôrô hijery mpilalao vaovao
Nanohy ny diany any Frantsa, Rakotondrabe Romuald (Rôrô), mpanazatra ny Barea de Madagascar. Hitily mpilalao vaovao afaka hanatevina ny ekipam-pirenena malagasy ny tenany, mialoha ny hiatrehana ireo lalao fifanintsanana ho an’ny “Mondial 2026”. Taorian’ny fahavitan’ireo lalao firahalahiana roa, notanterahina tany Maroc, nandritra ny datin’ny FIFA, fantatra, araka ny fampitam-baovao, fa tsy […]
Mondial Rugby : hiady ny amboara i Afrika Atsimo sy i Nouvelle Zélande
Nifarana ny sabotsy lasa teo, tany France, ny lalao manasa-dalan’ny fiadiana ny amboara maneran-tany, taranja Rugby. Ny ekipam-pirenena Springboks, Afrika Atsimo sy ny All Blacks, Nouvelle Zélande no hifanandrina eo amin’ny famaranana. Raha hiverenana ny manasa-dalana nataon’ireo ekipa roa ireo, ny Springboks nandresy an ‘i XV de la Rose, Angleterre, […]
Kitra – “Orange Pro League (OPL)”: hifampidinihin’ny FMF sy ny CFEM ny fihaonana
Nambaran-dRakotoarimanana Henintsoa (Tôta), filohan’ny Club de Foot-ball Elite de Madagascar (CFEM), fa mbola hifampidinihina amin’ny federasiona malagasy (FMF), ny fomba hitantanana ny fifaninanana eo amin’ny “Orange Pro League (OPL)”, ho an’ny taom-pilalaovana 2024. Notsiahiviny fa ny federasiona no rafitra voalohany miahy sy mitantana ny fifaninanam-pirenena (OPL). “Vaovao ny filohan’ny federasiona […]
Kitra –FMF: Vita ny fitsinjaram-pahefana ireo mpikambana
Taorian’ny fanatontosana ny fanomezam-pahefana ny filoha vaovaon’ny Federasiona malagasin’ny baolina kitra (FMF), Randriamanampisoa Alfred, ny alakamisy lasa teo, tetsy Mahamasina. Fantatra avokoa ny asa sy andraikitra raisin’ireo olona mikambana ao amin’ny komity mpanatanteraky ny FMF izay miaraka aminy. Tsy niova tamin’ny toerany ny andraikitra raisin-dRaharimino Mario Rosario, filohan’ny kaomisionina baolina […]





