Niady ny lalao fiadian-toerana (9-16) ny fiadiana ny amboara eran-tany taranja basikety U19, nifanandrinan’i Korea Atsimo sy i Madagasikara, tao Debrecen Hongrie. Nanohitra mafy ny ekipa malagasy saingy resy tamin’ny isa tsy dia nifanalavitra 72 no ho 60. Nifandanja tsara ny lalao, nandritra ny ampaham-potoana voalohany sy faharoa. Nanoloana ny […]
Fanatajahantena
Judo-Tompondakan’i Afrika : firenena 6 hatramin’ izao no ho avy eto
Hotontosaina ny 27 hatramin’ny 30 jolay izao, eny amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina, ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika, taranja Judo, sokajy Junior sy Cadet. Araka ny vaovao voaray avy eo anivon’ny federasiona malagasin’ny Judo, firenena 6 hatramin’izao no efa nisoratra anarana ary raha tsy misy ny fiovana dia hitondra delegasiona mafonja […]
Kitra – Fifanintsanana «Mondial 2026» : Ao amin’ny satroka fahatelo ny Barea de Madagascar
Fantatra avokoa ny satroka misy ireo firenena afrikanina 27 eo amin’ny fifanintsanana hiadian-toerana amin’ny «Mondial 2026». Ao amin’ny satroka fahatelo no misy ny Barean’i Madagasikara. Navoakan’ny Kaonfederasiona afrikaninan’ny baolina kitra (CAF), tao amin’ny tranokalam-pifandraisany omaly zoma, ny satroka misy ireo firenena afrikana miisa 54, hiatrika ny fifanintsanana ho an’ny «Mondial […]
CUA – «Ping pour tous» : mpianatra 26 nifanintsana teny Ivandry
Notanterahina teny Ivandry, omaly, ny famaranana ny taom-pianarana fampiofanana «Ping pour tous 2022», ho an’ireo mpianatra eny amin’ny sekoly fototra EPP. Nisy ny fifanintsanana «Tennis de table» teny an-toerana namaranana izany. Maherin’ny 20 mianadahy no mpifaninana. Mpianatra amin’ny kilasy fahavalo “8ème” izy ireo. Anisan’ ireo sekoly nandray anjara tamin’ity hetsika […]
Basikety-“World Cup U19”: hihaona amin’i Korea Atsimo ny Ankoay
Mbola milalao ny Ankoay, anio, ao anatin’ny fiadiana ny amboara eran-tany, basikety U19, atao any Debrecen Hongrie. Hiatrika ny lalao fiadian-toerana izy ireo ka hifandona amin’i Korea Atsimo, anio zoma 30 jona, amin’ny 8 ora sy sasany alina. Mitazona ny saina ho ambony hatrany ireo Malagasy mpilalao. Hiezaka ny hitady […]




