Fanatajahantena

Volley – GNVB: tanjona ny haka amboara

Haka ny amboara aty amin’ny ranomasimbe In­dianina indray no tanjona manaraka ho an’ny Zanda­rimaria Nasionaly Volley-ball. Io no nambaran’ny Chef d’Escadron Fortunat, filohan’ny klioba, omaly, tetsy Betongolo. Nambarany fa ny resin’ny ekipa avy atsy amin’ny Nosy rahavavy no mampalahelo azy ireo fa tsy ny resin’ny ekipa eto an-toerana. Tsiahivina, vao […]

Tenisy – Mondial 2023 : handray anjara amin’ny Billie Jean King Cup sy ny Davis Cup i Madagasikara

Ho fiatrehana ny lalaon’ny Nosy sy ho fampivoarana ny taranja tenisy, hiverina hiatrika ny fifaninanana eran-tany, taranja Tenisy indray i Madagasikara. Ny Billie Jean King Cup ho an’ny vehivavy, raha toa ka ny Davis Cup ny lehilahy. Mialohan’ny lalaon’ny Nosy JIOI 2023, izay hatao eto amintsika ny 23 aogositra – […]

Kitra ho an’ny tanora : fahombiazana ny fifaninanana U19

Azo notsapain-tanana ny vokatry ny fifaninanam-pirenena U19, taranja baolina kitra, nokararain’ny vaomieran’ny baolina kitra ho an’ny tanora eo anivon’ny federasiona malagasy (FMF). Fihao­nana, notanterahina tamin’ny faritra maro teto Madagasi­kara, izay nifarana ny volana mey lasa teo. Tafapetraka ny dingana amin’ny fampiroboroboana ny baolina kitra miainga eny ifotony, amin’ny alalan’ny fanatontosana […]