Efa manaraka ny fanazarantena farany, etsy amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina, daholo ireo 15 mirahalahy mandrafitra ny Ankoay U-19. Manomana ny fiatrehana ny amboara eran-tany, Mondial basikety, hatao any Hongria, ny 24 jona hatramin’ny 2 jolay 2023, izy ireo, izay efa tena vonona tokoa. Nanatrika izany, omaly, ny minisitry ny Toe-karena […]
Fanatajahantena
Kitra – Can 2022: tsy anaty lisitra i Rayan sy Lapoussin ary Amada
Nivoaka omaly, ny lisitry ny Barea de Madagascar, hiatrika ny fihaonana amin’i Ghana, amin’ity fifanintsanana hanaovana ny “Can Côte d’Ivoire 2023” ity. Lalao hotanterahina, ny 18 jona ho avy izao, etsy Mahamasina. Miisa 27 mirahalahy ireo mpilalao nantsoina handrafitra ny Barea de Madagascar, hiatrika ny fihaonana amin’i Ghana, ny 18 […]
“World Cup 3×3” – Coach Deda: nitaky tanjaka be ny lalao rehetra
Nifarana hatreo ny lalan’ny Ankoay, tao anatin’ny fiadiana ny amboara eran-tany, taranja basikety 3×3, tany Vienne Autriche. Laharana fahefatra i Madagasikara tao amin’ny vondrona nisy azy, rehefa naharesy an’i Frantsa, 21 no ho 20. Mitondra ny fomba fjeriny ny Mpanazatra Randrianarivelo Jean de Dieu (Deda). *Gazety Taratra : Nanao ahoana ny […]
Handball-IHF Trophy Zone6 : nomen’ny MJS valin-kasasarana ny Akio
Noraisin’ny minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Resampa André Haja tao amin’ny Kianja Barea Mahamasina, omaly, ny ekipam-pirenena malagasy Akio handball, sokajy cadette sy junior izay avy niatrika ny “IHF Trophy Africa-Zone 6”, natao tany Afrika Atsimo. Notoloran’ny minisitra fisaorana sy valin-kasasarana izy ireo tamin’ny vokatra tsara azony, ka nanandratana […]
Basikety -“World Cup 3×3” : resin’i Brésil 20 no ho 17 ny Ankoay
Tsy afa-bela indray ny ekipa malagasy Ankoay, nanoloana an’i Brésil, omaly, tany Vienne, Autriche, ao anatin’ny fiadiana ny amboara eran-tany, taranja basikety 3×3. Efa hita ny ezaka nataon’i Livio sy ny namany, saingy mbola tsapa ny tsy fahampian’ny traikefa ka niondrika tamin’ny isa 17 no ho 20 izy ireo. Mbola […]




