Fanatajahantena

Rugby – “XXL Top 20” : tsy nahatohitra ny Uscar ny USA Ankadifotsy

Nitohy, omaly alahady, tetsy amin’ny kianja Makis Andohatapenaka ny andro fahefatra sady farany amin’ny fifanintsanana isam-bondrona hiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara taranja rugby “XXL Top 20”. Nandresy avokoa ireo ekipa goavana. An­isan’izany, ny kaominina Antananarivo renivohitra Us­car, nandavo ny USA Ankadifotsy, tamin’ny isa mazava. 53 no ho 16. Tsy nahatohitra […]

Basket-ball—”World Cup U19″: hanatevin-daharana ny Ankoay i Léon Emmanuel sy i Thesbon Syney

Nivoaka tamin’ny fomba ofisialy, ny faran’ny herinandro teo, ny lisitry ny mpilalao 12 mandrafitra ny Ankoay, hiatrika ny “World Cup U19”. Ankoatra ny mpilalao avy eto an-toerana, hisy avy any Frantsa hanatevina ny ekipam-pirenena malagasy. Araka ny hita ao anaty lisitra, hanatevin-daharana ny ekipam-pirenena malagasy Ankoay de Madagascar, taranja basikety […]

Kick Boxing-“Les ceintures des champions” : hifandona amina Afrikanina tatsimo i Sandra sy i Joel

Hanomboka anio, ao amin’ny Nosy Maorisy, ny fifaninanana iraisam-pirenena “Les ceintures des champions”, taranja kick boxing. Mandray anjara amin’izany i Madagasikara, ka mpikatroka 9 mianadahy, 2 vavy sy 7 lahy no hifaninana. Maorisiana sy ny Malagasy no mifaninana amin’ity fifaninanana ity ary misy mpikatroka avy any Afrika Atsimo sy Torkia […]

Rugby – «XXL Top 20»: hifampitady Ankady sy ny USCAR

Hitohy rahampitso alahady 4 jona, etsy amin’ny kianja Makis Andohatapaneka, ny andro fahefatra amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Ma­da­gasikara, taranja rugby “XXL Top 20”. Fihaonana goavana mi­isa 4 no hotanterahina amin’ izany. Anisan’ny lalao andrasan’ny rehetra ny fifandonan’ny US Ankadi­fotsy (tapany mai­tso) sy ny USCAR, kaominina Antana­na­rivo Renivohitra. Samy zanaky […]