Fanatajahantena

Madagasikara 30 – 10 Cameroun : manam-panantenana hiatrika Mondial indray ny XV Makis Ladies

Mbola azo lazaina fa mbola ao anatin’ireo ekipam-pirenena haka ny tapakila handraisana anjara amin’ny “World Cup” indray ny XV Makis Ladies. Resin’izy ireo tamin’ny isa 30 no ho 10 ny Lionan’i Cameroun. Mbola velombolo hiatrika ny “World Cup Rugby”, ny ekipam-pirenena malagasy XV Makis Ladies, amin’ity fifaninanana “Rugby Africa Women’s […]

Basikety 3X3 : hanao lalao fitsapana mialohan’ny Mondial ny Ankoay

Ho fiatrehana ny “Mon­dial Fiba, 3X3 2023”, taranja basikety, izay hatao any Autr­i­che, ny 30 mey hatramin’ny 4 jona ho avy izao, hanatanteraka lalao fitsapana telo ny Ankoay Madagasikara, amin’ ity faran’ny herinandro ity. Araka ny vaovao navoakan’ ny Federasiona malagasin’ny basikety (FMBB), roa herinandro ny ekipam-pirenena malagasy no manao […]

Mpanazatra ny Barea : mbola baraingo ny amin’i Fabiano Costa

Araka ny vaovao mandeha tao anaty tambajotran-tserasera Facebook, omaly, i Fabiano Costa, portiogey mpanazatra no handimby ny toeran’ilay Frantsay, Nicolas Dupuis, teknisianin’ny Barea A, teo alo­ha. Tsy mbola ofisialy anefa izany vaovao izany. Mametra-panontaniana anefa ny rehetra hoe “iza no handoa ny karaman’ity mpanazatra portiogey ity, raha izy tokoa no […]

Rugby Africa Women’s Cup 1st Division: mila mandresy an’i Cameroun i Madagasikara

Hifanandrina ny Liona tsy voafolak’i Cameroun sy ny Makis Ladies Madagasikara anio, andro faharoa amin’ny fifaninanana “Rugby Africa Women’s Cup 1st Division”. Raha mandresy ny Makis Ladies, dia mbola manana fanantenana ny hanao Mondial. Hotanterahina anio, eny amin’ny Kianja Makis Andohatapenaka, ny andro faharoan’ny fifaninanana “Rugby Africa Women’s Cup 1st […]