Mpilalao anisan’ny voaantso hiatrika ny fampivondronana ho fanomanana ny “Mondial U19”, taranja basikety Andriatsarafara Lova. Anisan’ny mpilalao malagasy mila ravinahitra any ivelany, nitondra ny anjara birikiny tanteraka ka nahazoana ny vokatra tsara nandritra ny “Afrobasket U18”, ny taona 2022 farany teo izy. Nigadona teto Madagasikara ny 21 marsa teo, i […]
Fanatajahantena
Dihy ara-panatanjahantena-Rijamanitra : « Mila tohana ara-teknika ny mpandihy malagasy »
Nitondra ny heviny, ny filohan’ny federasiona malagasin’ny dihy ara-panatanjahantena, Randrianarisoa Rijamanitra, taorian’ny nandrombahan’ny atleta malagasy ny medaly volafotsy, tany La Réunion. «Manana ny maha izy azy ary manana fahaizana ny mpandihy malagasy saingy mila tohana ara-teknika», hoy ny nambarany. Ilaina ihany koa, hoy izy, ny fifaneraserana amin’ny any any ivelany, […]
Kitra : Hitily mpilalao ao amin’ny Elgeco Plus ny Paris FC
Miara-miasa amin’ny fampandrosoana ny baolina kitra ny Paris FC sy ny Elgeco Plus. Io no fantatra nandritra ny valan-dresaka nataon’i Granddi Ngoyi, mpitily mpilalao ao amin’ity ekipa parizianina ity sy ny tomponandraikitry ny Elgeco Plus, tamin’ny mpanao gazety, omaly teny amin’ny kianja By-pass. Tsy ao anatin’ny fandaharam-potoanany ny ho eto […]
Fifanintsanana Can 2024 : milalao anio i Centrafrique sy i Madagasikara
Raikitra ny baolina, hifandona amin’ny Barean’i Madagasikara ny les Fauves avy any Centrafrique, anio. Lalao tafiditra amin’ny andro fahatelo ny fifanintsanana Can Côte d’Ivoire 2024. Tonga ny fotoana nandrasan’ny mpakafy baolina kitra malagasy. Hifanandrina amin’ny les Fauves Centrafrique ny Barean’i Madagasikara. Lalaon’ny andro fahatelo amin’ny fifanintsanana Can Côte d’Ivoire 2024, […]
Misaona ny baolina kitra : notolorana mari-boninahitra Rakotonirina Désiré na i Dezy Monstre
Niainga omaly, tetsy amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena sy ny kolontsaina Mahamasina, hihazo ny faritra Amoron’i Mania, distrikan’i Fandriana niaviany, ny nofo mangatsiakan-dRakotonirina Désiré na i Dezy Monstre, kintan’ny baolina kitra malagasy. Mialoha izany, nisy ny fanolorana mari-boninahitra « Chevalier de l’Ordre National Malagasy» azy. Nitarika izany i Haja André Resampa, minisitry […]




