Fiaraha-monina

Tetikasa Ankohonana Miarina : nosantarina ny tanàna vaovao eny Fieferamanga

Nomarihina teny Fieferamanga, distrikan’Arivonimamo, omaly, ny Andro maneran-tany ho an’ny toeram-ponenana. Tafiditra ao anatin’ny tetikasa Ankohonana Miarina ny fifindra-monina hatao eny an-toerana. “Manoloana ny fitomboan’ny mponina an-tanàn-dehibe dia mitombo koa ny filana trano fonenana”, hoy ny sekre­teram-panjakana miadidy ny Tanàna vaovao sy ny trano fonenana, Andriamano­hisoa Gerard. Nosafidiana manokana i […]

Betongolo : mitohy ny fotoam-pitsarana miaramila

Nitondra fanazavana ny talen’ny fanompoam-pirenena sy ny fitantanana ny fiandry eo anivon’ny minisiteran’ny Foloalindahy (DSNGR) sady mampahafantatra ny rehetra fa mbola mitohy ho an’ny eto Antananarivo Renivohitra ny fitsarana miaramila. Eny amin’ny Kianjan’ny miaramila eny Betongolo ny fotoam-pitsarana ho miaramila taona 2024, manomboka anio 07 oktobra ka hatramin’ny alahady 13 […]

Kaominina Ambato : hampandrosoina ny tontolo ambanivohitra

Kaominina ambanivohitra nisedra olana sy tsy nahitana fampandrosoana tao anatin’ny taona maro ny ao Ambato, disitrikan’Ambohidratrimo. “Taraiky amin’ny lafiny maro io kaominina io raha oharina amin’ny hafa any an-toerana”, hoy Rakotondravao Sarobidy. Vinany ny hampandroso ny tantsaha sy ny tontolo ambanivohitra ka antony nandrisika azy hiro­tsaka ho fidina ben’ny Tanàna. […]

INDRAY MIJERY

Ho fampiharana ny didim-panjakana momba ny karama farany ambany isaky ny sokajin’asa ho an’ny orinasa tsy miankina, nanao fidinana ifotony teny anivon’ny orinasa ny « Inspecteurs sy contrôleurs du travail », ny herinandro teo, teto amin’ny faritr’Analamanga. Misy mpampiasa tsy manaraka ilay karama farany ambany voalazan’ny didim-panjakana. Nojerena ihany koa ny fiahiana […]

Sehatrasam-panjaka : antoky ny fanjakana tsara tantana ny torohay

Manohy ny adisisika amin’ny fampandaniana ny lalàna momba ny fisitrahana vaovao ho an’ny daholobe eny amin’ ny sehatrasam-panjakana ny Ilontsera. Nisongadina tamin’ ny adihevitra nataon’ireo tomponandraikitra fa antoky ny fiarahamonina milamina ny fisian’ny mangarahara. Miain­ga any amin’ny tomponandraikitra, amin’ireny biraom-panjakana ireny, nefa ny vaovao tena marina ka tokony ho zo […]